Repoblika Demôkratika Alemàna

Ny Repoblika Demôkratika Alemàna (RDA) na Alemaina Atsinanana, izay atao hoe Deutsche Demokratische Republik amin' ny teny alemàna, dia firenena tany Eorôpa Atsinanana, niforona tamin' ny 7 Oktobra 1949 taorian' ny Ady Lehibe Faharoa.

I Berlin-Atsinana (alemàna: Ost-Berlin) no renivohiny. Ny Rindrin' i Berlin (alemàna: Berliner Mauer) no nanasaraka an' i Alemaina Atsinanana tamin' i tamin' ny Repoblika Federalin' i Alemaina (RFA) na Alemaina Andrefana. Rava izany firenena izany taorian' ny fampitambarana azy indray tamin' ny Repoblika Federalin' i Alemaina (RFA) tamin' ny 3 Oktobra 1990 ka namorona an' i Alemaina ankehitriny.

Repoblika Demôkratika Alemàna
Sainam-pirenen' ny RDA
Repoblika Demôkratika Alemàna
Ny RDA (miloko maitso)
Repoblika Demôkratika Alemàna
Rindrin' i Berlin

Tamin' ny fotoana nampitambarana ny Alemaina roa ronta dia nisy mponina 16 tapitrisa ny tao amin' ny RDA izay nanana velaran-tany mirefy 108 178 km2.

Tags:

Ady Lehibe FaharoaAlemainaEorôpa AtsinananaFiteny alemànaRepoblika Federalin' i Alemaina

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

AnatôliaAsombola1910MaleziaLOlombelonaJôbaBrexitRasoherinaLes PaulAlahamadyFiteny malagasyBaraTendryGerd GanteförMerinaMpampiankina fehezankevitraMpisolo (fitsipiteny)Benjamin DisraeliFototenyFaritra eto MadagasikaraNazaretaRenivintanaFirenenaPraiminisitra malagasyWikipediaTanindrazana, Fahafahana, FandrosoanaAlarobiaCurrent eventsFamadihanaBokin' i DanielaRoandaHolatraAdizaozaMasikoroMark JerrumEtazoniaBokin' ny mpaminany (Baiboly)Antankarana2006AntandroyJohannes VermeerKazakstànaFanahy (kolontsaina malagasy)ÔseaniaBiôgrafiaRy Tanindrazanay malala ôTorkiaFamoranaSikidy malagasyAdijadyVintana (finoan-drazana malagasy)AntemoroSoratraSokajin-tenyKristianinaModesto, KaliforniaFirenena MikambanaOnitiana RealyEpistily ho an' ny RômanaTsirinteny sara-droaAmpiposahana (faritra)vietnamyZavaboaryGaliaAdy Lehibe FaharoaTrombaFiteny hindỳTovaloAlemainaFiteny taỳLaurent CantetNôvambra2001🡆 More