Ptôlemaiôsy Xiv

I Ptôlemaiôsy XIII na Ptôlemaiôsy XIII Filôpatôra II dia iray amin' ireo faraonan' i Egipta farany ao amin' ny fianakaviana lagida nanjaka taloha kelin' ny vanimpotoana romana.

Nanjaka niaraka tamin' i Kleôpatra VII anabaviny sady vadiny izy. Zanak' i Ptôlemaiôsy XII Neosy Diônisôsy izay nodimbiasany tamin' ny taona 51 tal. J.K. izy. Niady tamin' ny anabaviny izy. Nampamono an' i Pômpeio (latina: Pompeius) izy avy eo niady tamin' i Kaisara (na Sezara) talohan' ny hahafatesany raha nandositra. Amin' ny teny grika dia atao hoe Πτολεμαῖος / Ptolemaĩos izy.

Jereo koa

Tags:

Ejipta tamin'ny Andro TalohaFaraonaFianakaviana lagidaFiteny latinaKleôpatra VIIPtôlemaiôsy XIIPômpeioTeny grika

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

George PeppardFokom-pirenen' i IsakaraSilamoAdnanitaVolafotsySinemaFehezantenyFahazavanaFomban-drazanaBielôrosiaTetiandro gregôrianaFilazam-potoana hoavyIndôneziaFianakavianaAlikaVanin-teny1900HasinaFiteny italianaSalamo faha-42Anjara (finoana)Volahavana GermaineLaharam-pehintanyFiteny ingrianaZanahary (finoan-drazana malagasy)Paiso (voany)FrantsayMelody TimeLoteranismaBokin' i Ezekiela23 AprilyKabaryFanambadianaOram-panalaFanambaràna Iraisam-Pirenena momba ny Zon' OlombelonaTanyKaody baraAsorotanyHiragasyPakistànaPoopy2012Fiainana ara-panahyVoatabiaFanahy MasinaForyGanàWiki FoundationMadagasikara1974SôdômaFanekem-pinoana apôstôlikaAlohotsyRepoblika Fahefatra (Madagasikara)Georges AndriamanantenaAmbohimangaFiangonana Loterana MalagasyJeôlôjiaEtazoniaKalandrie GregorianaMaritranoFiompianaFaritra VatovavyVaryDidy FoloHasidismaApôkalipsin' i JoanyEvekaAterineto🡆 More