Ptôlemaiôsy X

I Ptôlemaiôsy X na Ptôlemaiôsy X Aleksandra I Filômetôra dia mpanjakan' i Egipta izay nanapaka tamin' ny taona 107 tal.

J.K. hatramin' ny taona 88 tal. J.K. Isan' ny dinastia lagida izy. Rehefa avy nampamono ny reniny izy dia niara-nanjaka tamin' i Berenike III Kleôpatra Filôpatôra vadiny. Zanaka lahy faharoan' i Ptôlemaiôsy VIII Evergetesy II Trifôna sy i Kleôpatra III Evergetesy Filômetôra izy. Tsy fantatra ny daty nahaterahany, nefa mety teo anelanelan' ny taona 140 sy 139 tal. J.K. Maty tamin' ny taona 88 tal. J.K. izy. Amin' ny teny grika dia atao hoe Πτολεμαῖος Ἀλέξανδρος / Ptolemaĩos Aléxandros.

Ptôlemaiôsy X
Sarivongan' i Ptôlemaiôsy X Aleksandra

Jereo koa

Tags:

Dinastia lagidaEjipta tamin'ny Andro TalohaPtôlemaiôsy VIII

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Faritry ny Farihy Lehibe (Afrika)AdimizanaFitiavanaAb BarAmerika AvaratraISO 4217KilalakyTetiandro litorjikan'ny Fiangonana katolika siro-malabaraJimmy WalesIràkaMponina eto MadagasikaraOdyMarshall LeffertsAlexander HamiltonAl-TirmidhiFivavahan-drazana malagasyVassily KandinskyIndôneziaVoronaAndro AntenatenanyBootjack, KaliforniaEmperora CixiAppleSiddhartha GautamaRetsilaKalimantana AndrefanaFaritra eto Madagasikara1989VirjiniaEtazoniaGuelphBengkuluUsain BoltRidley ScottFaritra SavaFambolenaHéctor ScaroneOhabolanaMatyJapanaAl-MuwattaWilliam KamkwambaFahaleovantenaDisneyWayback MachineWash WestAlexandre Ier de RussieFaritra AtsinananaRSSEmpira SasanidaTafika an-tanetyEugene, OregonGiuseppe VerdiFanasan' ny TompoAlakaraboJesoa ara-tantaraFahoriana lehibeCulver City, KaliforniaDarko LazovićGranges-sur-AubeMassimo DallamanoAirbus A380Ranomasina MediteraneaKajimirindraRajoelina AndryFabio CannavaroKristianisma eto MadagasikaraLalàmpanorenanaStatistikaFiteny javaneyFrancis WebbImparfait de l'indicatifFitampohaKalamaraBiôgrafia🡆 More