Ptôlemaiôsy V

I Ptôlemaiôsy V na Ptôlemaiôsy V Epifanesy Eokaristôsy dia faraon' i Egipta avy amin' ny fianakaviana lagida sady zanak' i Ptôlemaiôsy IV tamin' i Arisnôe III.

Teraka tamin' ny taona 210 tal. J.K. izy. Atao hoe Πτολεμαίος E' ὁ Έπιφανὴς καὶ Εὐχάριστος / Ptolemaios E o Epiphanês kai Eokharistos izy amin' ny teny grika. Ny hoe Epiphanês dia midika hoe "mamiratra".

Ptôlemaiôsy V
Vola misy ny sarin' i Ptôlemaiôsy V

Taorian' ny nahafatesan-drainy tamin' ny taona 204 tal. J.K. dia nambara ny maha mpanjaka azy raha mbola 5 na 6 taona izy ka i Arisnôe III reniny no nitantana vonjimaika ny fanjakana. Naka ny fitondrana an-keriny i Agatoklesy (grika: Ἀγαθοκλῆς / Agathoklês) sy i Sôsibiôsy (grika: Σωσίβιoς / Sôsibios) rehefa avy namono an' i Arisnôe III tamin' io taona io ihany. Nandimby an' i Ptôlemaiôsy IV rainy izy ary nodimbiasan' i Ptôlemaiôsy VI zanany.

Jereo koa

Tags:

Ejipta tamin'ny Andro TalohaFaraoFianakaviana lagidaPtôlemaiôsy IVTeny grika

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

FahagaganaParisyFiangonana zandrinyWikimaniaAbrahama (patriarka)Davida (mpanjaka)FahavaratraEuryceros prevostiiThéophile SeyrigGregor MendelFahasalamanaDidy FoloRepoblika Demokratika MalagasyFokom-pirenen' i IsraelyWiki FoundationFanahySakafo malagasyEmperora CixiRanavalona IIIWikiLezôtôTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôTontolo iainanaAntandroyFikambanana Iraisam-Pirenen' ny FrankôfôniaMpisolo tena (fitsipiteny)TorkmenistànaAlakaraboAndriamaneloEjiptaFameno (fitsipiteny)BielôrosiaPentekôstaSan FranciscoFianakaviambem-piteny nizerô-kôngôleyFanafodyAfrika Andrefana17 DesambraMicrosoft WindowsRy Tanindrazanay malala ôJodaismaIslandySokajin-tenyFahazavanaBolokyTongolo gasyMpisolo (fitsipiteny)KristianinaGanàAlahasatyFiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraPeteraFivarotana andevoFiteny latinaKuroisoAostraliaLaharam-pehintanyEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)TamotamoLalànaAdaoroNy valanaretin'ny coronavirus eto MadagasikaraISO 4217Fanasan' ny Tompo🡆 More