Ptôlemaiôsy Xv

I Ptôlemaiôsy XV na Ptôlemaiôsy XV Filôpatôra Filômetôra Kaisara, izay atao hoe Kaisariôna na Ptôlemaiôsy Kaisara, dia zanak' i Kleôpatra VII izay niara-nanjaka tamin-dreniny tamin' ny taona 44 tal.

J.K. Novonoin' i Ôktavio (izay ho emperoran' i Rôma) i Kaisariôna sy i Antilôsy namany zanak' i Marko Antônio tamin' i Flôvia. I Kaisariona no haverina fa zanaka tokana naterak' i Jolio Kaisara fa i Ôktavio kosa zanaka natsangany ka loza ara-politika mananontanona izy.

Ptôlemaiôsy Xv
Sary vongan'i Kaisariona

Teraka tamin' ny taona 47 na 44 tal. J.K. izy ary maty tamin' ny taona 30 tal. J.K., izany hoe tamin' ny faha-14 na 17 taonany. Mety zanak' i Kleôpatra tamin' i Jolio Kaisara izy. Atao hoe Πτολεμαῖος Φιλοπάτωρ Φιλομήτωρ Καῖσαρ / Ptolemaîos Philopatôr Philomêtôr Kaîsar izy amin' ny teny grika. Amin' ny teny grika ny hoe Kaisariona dia atao hoe Καισαρίων / Kaisariôn (midika hoe "Kaisara kely").

Rava tanteraka niaraka tamin' ny nahafatesan' i Kaisariôna ny fianakavia-mpanjaka lagida ka nofehezin' ny Rômana mivantana amin' izay i Egipta.

Jereo koa

Tags:

Joliosy KaisaraKleôpatra VIIMarko Antônio

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fisoronana sy fanalana vintanaVahao ny OlokoXherdan ShaqiriMontaubanKatowiceBodismaBratislavaBritaina LehibeFriant, KaliforniaFaritra AtsinananaHaranita-tsaina voatrolombelonaBoky faharoan' i HenôkaAnganoJimmy WalesPaska jiosyRetsilaNapoléon ISunan al-DaraqutniKrakówTerakaAntefasyPete RoseMianmaraAfrika AfovoanyWiki FoundationPeròClarksville, Tennessee20 SeptambraKabary am-panambadianaTantaraDurrësHenryk KasperczakAl-Muwatta1940Kalimantana AndrefanaFanjakan' i MenabeKatôlisismaJiosyTetiandro hebreoCourçaySiansa ara-tsôsialyKleôpatra VIISokatra maitsoFitaovam-piadianaHermann LeyFrederick BrooksAndro fankalazana ao amin' ny jodaismaAnetzFatidraFidel CastroAngatra (aretina)Sunan ibn MajahHoratio NelsonFizikaIndiaOld Town, MaineJeanne d'Arc25 MartsaMohamadyBokin' ny SalamoWash WestAkohoTaom-baovao malagasySunan Abī Dāwud1937Sahih al-BukhariUNIXAppleJava AfovoanyIsa miibaMarshall LeffertsJohn AdamsCarl Gustav Jung🡆 More