Ny papa Fransoà na Jorge Mario Bergoglio (dikan-tsoratra ara-peo AAI: ) dia papa faha-266 ao amin' ny Eglizy Katôlika, izay teraka tamin' ny 17 Desambra 1936 tany Buenos Aires (Arjentina).
Fransoà (papa) | |||
Ankapobeny | |||
Anarana | Fransoà (papa) | ||
Teraka | 17 Desambra 1936 | ||
Fiaviana sy ny andraikitra | |||
Firenena | Arjentina | ||
Asa : | Tsy fantatra | ||
Fiainana manokana | |||
Voafidy ho papan' ny Eglizy katôlika rômana izy tamin' ny 13 Marsa 2013 ary nifidy ny anarana hoe Fransoà (amin' ny teny latina: Franciscus). Izy no papa faharoa tsy teratany eorôpeanina (ny voalohany dia i Gregôrio III izay teraka tany Siria ary voafidy ho papa tamin' ny taona 731); papa zezoita voalohany ary papa voalohany avy any Amerika.
I Wiki Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Papa Francisco |
This article uses material from the Wikipedia Malagasy article Fransoà (papa), which is released under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 3.0 license ("CC BY-SA 3.0"); additional terms may apply (view authors). Mitondra ny lisansa CC BY-SA 4.0 ny votoatiny raha tsy misy zava-kafa ambara. Images, videos and audio are available under their respective licenses.
®Wikipedia is a registered trademark of the Wiki Foundation, Inc. Wiki Malagasy (DUHOCTRUNGQUOC.VN) is an independent company and has no affiliation with Wiki Foundation.