Olona Tsy Manana Zom-Pirenena

Ny olona tsy manana zom-pirenena, araka ny Fifanarahana tao New York tamin' ny 28 Septambra 1954, dia olona tsy misy fanjakana mihevitra azy ho olom-pirenena fehezin' ny lalàny.

Tamin' ny 12 Nôvambra 2018 dia nanambara ny Kaomisera Ambonin' ny Firenena Mikambana misahana ny Mpitsoa-Ponenana (United Nations High Commissioner for Refugees - UNHCR) fa maherin' ny 12 tapitrisa ny olona tsy manana zom-pirenena eran-tany.

Ny tsy maha manana zom-pirenena ny olona iray dia miankina amin' ny fomba fijerin' ny fanjakana ny olona na ny vondron' olona. Amin' ny toe-javatra sasany dia maneho mazava ny fomba fijeriny ny fanjakana; fa amin' ny toe-javatra hafa dia sarotra kokoa ny manavaka mazava ny fomba fijerin' ny fanjakana.

Jereo koa

Tags:

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

EvekaIsaia (mpaminany)Akademia MalagasyVintana (finoan-drazana malagasy)FitampohaFiteny latinaLibertaliaKatroSabata (jiosy)Fiteny kiniaroandaFilazam-potoana (fitsipiteny)Joany ApôstôlyFahaleovantenaTV plus MadagascarFanalan-jazaGinea-Vaovao AndrefanaVolamenaVolahavana GermaineSokajin-tenyIndônezia1994ISO 4217HantayParakleto29 AprilyMaritranoFehezankevitra (fitsipiteny)VezoOlombelonaAlakaraboFiangonana Loterana MalagasyAntanosySingaporoHavatsa-UPEMWilliam III an'i AngleteraFitoriana ny filazantsaraKaliforniaJean CalvinAnjelyLucien Xavier Michel AndrianarahinjakaPrôtestantisma eto MadagasikaraDemôkrityJodaismaXFanatontoloanaBouchainFoko eto MadagasikaraFanahy MasinaFaritra Atsimo-AndrefanaMpilalao baolina kitraFivavahana amin' ny razanaRepoblika Fahefatra (Madagasikara)WikiVolkanoDox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)Finday1776Vondrona EorôpeanaHeraklitaHopitalySikidy malagasyBrezilaEpistemôlôjiaFangitra ara-jeografiaBlaogyFanandroanaRanomasinaAostraliaVladimir LeninMpisolo (fitsipiteny)Repoblikan' i Madagasikara (1992-2009)FamadihanaPôlitikaHaitsikerafiteny🡆 More