Bassas Da India

I Bassas da India na Nosy Bedimaky dia nosim-batohara iva ao amin' ny Lakandranon' i Môzambika, eo anelanelan' ny morontsirak' i Madagasikara sy ny an' i Môzambika, ary iray amin' ny Nosy Miparitaka any amin' ny Ranomasimbe Indiana, iray amin' ny distrika ao amin' ny Tany Atsimo sy Antarktika Frantsay.

Bassas Da India
Bassas da India

I Bassas da India dia nosim-batohara ao amin' ny Lakandranon' i Môzambika, 376 km andrefan' i Morombe aty Madagasikara, 114 km avaratra-andrefan' ny Nosy Europa ary 435 km atsinanan' i Ponta São Sebastião any Môzambika.

Bassas Da India
Ireo Nosy Miparitaka

Jereo koa

Tags:

Lakandranon' i MôzambikaMadagasikaraMôzambikaNosy MiparitakaRanomasimbe Indiana

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Wayback MachinePentekôstaMpampiankin-tenyVintana (finoan-drazana malagasy)AmbiroaTeknôlôjiaLisitry ny filohan' i MadagasikaraFilazantsara araka an' i MatioPrôtestantisma eto MadagasikaraFanahyTelozoron'ny BermiodaFindayAlahasatyRepoblika Demokratika MalagasyInjenieriaBatisaKanelina2015WordPressFahasoavana (finoana)AprilyAndriamasinavalonaAndron' ny AsaKristianinaFampakaram-badyKanaana (faritra)(82587) 2001 OK88ForyTontolo iainanaAdimizanaMpampiankinaKilamba-KiaxiRSSBaraDidy FoloTranonkalaFanambadianaCasper, WyomingFifohazana (kristianisma malagasy)AlemainaEspainaFiteny malagasyFiteny antemoroFahavaratraTaonaSaryMerinaFararanoAirbus A380Repoblika MalagasyFanehoan-javatra (fitsipiteny)MarovatoBrezilaAndro faranyRepoblika Demôkratikan' i KôngôMpisolo toerana (fitsipiteny)SilamoAsan' ny ApôstôlyAdy Lehibe FaharoaVondrona EorôpeanaTetezanaAmbohidrabibyHantayJesoaTsimihetyHenri RatsimbazafyDox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)Nosy KokyFaritra AnosySikidy malagasy🡆 More