Nosy Juan De Nova

Ny Nosy Juan de Nova na Nosy Kely dia nosy ao amin' ny Ranomasimbe Indiana, any amin' ny Lakandranon' i Môzambika, izay tany frantsay takian' i Madagasikara.

Mandrakotra velaran-tany 4,8 km2, fisaka izy io ary voahodidin' ny haran-dranomasina lehibe. Tsy misy seranan-tsambo ny nosy, fa manana lalam-piaramanidina mirefy 1,2 km.

Nosy Juan De Nova
Ny Nosy Juan de Nova jerena avy any amin' ny habakabaka
Nosy Juan De Nova
Ireo Nosy Miparitaka

Ny Nosy Juan de Nova dia 140 km miala an' i Tambohorano, 207 km andrefana-atsimoa-andrefan' ny Tanjona Vilanandro ary 288 km miala ny morontsiraka afrikana.

Jereo koa

Tags:

Lakandranon' i MôzambikaMadagasikaraRanomasimbe Indiana

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Tontolo iainanaKaody baraHerakleitôsyVondrona EorôpeanaFanabeazanaTorkiaAdimizanaFiteny nôrvezianaVarotraFilazantsara araka an' i MatioLolo vokatraVolana (fotoana)Fiteny samôrôEkôsyAsombolaGeorges AndriamanantenaBetsileoAngatra (aretina)BlaogyJean CalvinKristianisma ao MadagasikaraEstera (ao amin' ny Baiboly)TokyoFamadihanaLisitry ny teny ampiasaina amin' ny haitenyAvokavokaPetra-kevitra163Repoblika Demôkratikan' i KôngôKonsobstansiasionaAziaRanavalona IBetsimisarakaAndron' ny Asa2003AntesakaFatranaZavakanto13 MeyMpisolo manontanySokajin-tenyHaranita-tsaina voatrolombelonaISO 4217Mpisolo (fitsipiteny)Fifohazana (kristianisma malagasy)Jean-Joseph RabeariveloPentekôstaJerosalema vaovaoTaonaMari-piatoanaNosy KokySan FranciscoJapànaFanalana faditraEtazoniaFiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraTovo J'HayGovernemantaAndriamasinavalonaSambatraRepoblikan' i Madagasikara (1992-2009)VolamenaTantara ny Andriana eto MadagasikaraFiteny kiniaroandaZafisoroRatsiraka Didier7 SeptambraKristianisma eto MadagasikaraFilazam-potoana (fitsipiteny)🡆 More