Katsentsitra

Ny katsentsitra na kantsentsitra dia zavamanana aina izay mivelona amin'ny fihinana ny zavamanana aina hafa izay tsy vonoiny fa iraiketany velany na any anatiny na tsidihiny matetika.

Ny kantsetsira dia matetika biby nefa mety ho zavamaniry koa. Ny moka, ny parasy, ny hao, ny soko ary ny kankam-pisaka no kantsentsitry ny olombelona fantatra indrindra. Ny bakteria sy ny virosy dia sokajina ho katsentsitra koa.

Katsentsitra
Hao

Tags:

BakteriaHaoMokaParasyVirosy

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

19 AprilyAutricourtFiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraÔseaniaFakaFilazantsara araka an' i LiokaAmerika LatinaMary CassattListe des indicatifs téléphoniques internationaux par paysMouchinAlahamadyBritaina Lehibe1970KeralaTeny malagasy ôfisialyPiInjenieraAlakarabo.idFromazyLuc-ArmauMofo atodyGujaratKalandrie persanaChris EvansAdijadyAlahasatyEjiptaChristopher McQuarrieTanindrazana, Fahafahana, FandrosoanaA93Bokin' i DanielaAbdellatif FellainiCompertrixTanySanandaj1926SantiagoSatanaMadagasikara zanatany frantsay51Baolina kitraQuébecSKristianinaAngatra (aretina)Marsa (fajiry)OkrainaAndrianampoinimerinaPosanges184068Fitodika mpanaoTaompoloJTaom-baovao malagasy1928Loveland, ColoradoTolom-bahoaka tamin' ny 1947ZavakantoGazy karbonikaBerlinBangladesyTempoly Faharoa47NederlandyTendrontany AvaratraBaraRoipitikaAntanosyAlakaosyKalandrie hindoa🡆 More