Parasy

Ny parasy dia bibikely tsy manana elatra, kely vatana, katsentsitra mpitroka ra ary mahery mitsambikina.

Rehefa lehibe ny parasy dia mitsentsitra avy ety ivelan'ny biby ivelomany. Katsentsitry ny olona sy ny biby misy nono ary ny vorona sasany ny parasy. Matetika ny parasy dia itoeran'ny katsentsitra hafa izay mivelona aminy mandra-piandry ny mpampiantrano farany. Isan'ny katsentritra vonjimaika ao amin'ny parasy ny soko fisaky ny alika. Amin'ny faritra manodidina ny fehikelin-tany dia ny parasin'ny voalavo no mpanaparitaka ny aretina pesta. Manana ny parasiny manokana ny alika, ny saka, ny olombelona, ny voalavo ary ny vorona.

Parasy

Tags:

AlikaKatsentsitraOlombelonaSakaVoalavoVorona

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Wash WestKadurLisitry ny zavatra madinidinika 28001-29000TsinyEzequiel LavezziLalàmpanorenanaFotoanaGoogleFikomian' i Bar KokhbaMananasy (kaominina)Moussy, MarneShāhīn DezhUNIXMenalambaAuburn, AlabamaHermann LeyOkmulgee, OklahomaEmpira Mpanjanaka FrantsayLalao OlimpikaAbidy Ara-drafipeo Iraisam-pirenenaDisneyFanagasianaLouisianaMississaugaFanambaràna ny hevitry ny nofyMadagasikaraOld Town, MaineSavoaVolana (fotoana)VendéeGuelphAmerika AvaratraPrôtestantismaSiddhartha GautamaJohn Adams1944Afrika AfovoanyGorontaloPrattville, AlabamaToetanyFampakaram-badyAdy Lehibe Voalohany1790Henryk KasperczakAdékanmi OlufadéFizikaKrakówAlahasatyZlatan IbrahimovićSikidy malagasyTolom-bahoaka tamin' ny 194717 MartsaAnjara asa (fitsipiteny)Kafe (maniry)RosiaFiteny anglisyEpistily voalohany ho an' ny KôrintianaMosavy (finoana malagasy)Faritra AnalanjirofoTorkiaRajoelina AndryKerobimaJakartaAndro TalohaSunan Abī DāwudVondrona EorôpeanaHernán CrespoSão José da Varginha292Fiangonana Adventista Mitandrina ny Andro FahafitoRazana (finoana malagasy)Enterprise, AlabamaRidley Scott🡆 More