Photosynthesis

Rafitra amin'ny alalan'io mitombo ny ankamaroan'ny zavamaniry.

Mampiasa ny hirana avy amin'ny masoandro fa manambatra ny karbaona tamin'ny gazy karbonika amin'ny hydrogène tamin'ny rano, fa manao molekiola gliokaozy ny zavamaniry. Ny karbaona amin'ny gazy lasa mafy ny alalan'photosynthesis.

Photosynthesis
Nitranga amin'ny maitso organelle atao hoe chloroplast amin'ny sela amin'ny zavamaniry ny photosynthesis

Fandriky angovo avy amin'ny masoandro, sy fahana ny ankamaroan'ny zavamanan'aina ny photosynthesis.

Katsentsitra izany tsy miphotosynthesis vitsy dia zavamaniry (ohatra amin'ny Madagasikara: Hydnora (voantany), Korthalsella sy Harveya (parakinambo)).

Citation

Tags:

Gazy karbonikaMasoandroRanoZavamaniry

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Repoblika Fahefatra (Madagasikara)KainaFahasalamanaFanahyFifohazana SoatanànaMpampitohy tenyFokom-pirenen' i IsraelyFanambaràna Iraisam-Pirenena momba ny Zon' OlombelonaKongonaOraSôlômôna2020Bokin' ny OhabolanaKolontsainaFotoanaFikambanana Skoto eto amin' ny Fiangonana Loterana MalagasyTsirinteny sara-droaTestamenta VaovaoVintana (finoan-drazana malagasy)Faritanin' AntananarivoFaritra Androy2001Fanjakan' ImerinaFanatontoloanaDmitri MedvedevFiangonana Adventista Mitandrina ny Andro FahafitoAndriamanitra (ankapobeny)Anaran'ny mponinaLuciano Spalletti2012QIT Madagascar MineralsFitenim-paritra malagasyHypertext Markup LanguageRaozySabata (jiosy)Fiteny taỳKolontsaina malagasyDokuWikiSorona masinaSoratraTobilehibeGaliaAntesakaLibiaAlakaraboVorombolaJesoaFamoranaSikidy malagasyMerkioraHarin-karena faobeBaiboly katôlikaIndiaAast, Pyrénées-AtlantiquesBokin' i DanielaJapànaTendryAndrianaHasina (zavamaniry)DagestànaMaleziaFanalana faditraAbidy Ara-drafipeo Iraisam-pirenenaTsinyTanindrazana, Fahafahana, FandrosoanaDidy FoloFoko eto Madagasikara🡆 More