Evanjelista Joany

I Joany na Jaona evanjelista, izany hoe ilay nanoratra evanjely na filazantsara, dia heverina ho ilay mpianatra tian' i Jesoa indrindra, isan' ny ], tsy voatonona anarana ao amin' ny Evanjely araka an' i Joany na Filazantsara araka an' i Jaona izy amin' ny maha mpanoratra azy.

Jaona na Joany
Evanjelista Joany
Ankapobeny
Anarana Jaona na Joany
Teraka taona 15
Maty taona 100
Fiaviana sy ny andraikitra
Asa : Evanjelista
Fiainana manokana

Heverina ho nanoratra ireo Epistily voalohany sy faharoa ary fahatelo mitondra ny anarany koa izy. Betsaka anefa ny mpikaroka momba ny Baiboly izay milaza fa olona samy hafa no nanoratra ny tsirairay amin' ireo boky ireo. Izy koa no heverin' ny olona sasany fa nanoratra ny Apôkalipsin' i Joany.

Jereo koa

Rohy ivelany

Evanjelista Joany 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tags:

EvanjelyFilazantsaraFilazantsara araka an' i Joany

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Aast, Pyrénées-AtlantiquesKabary famangianaFanandroanaKanaana (faritra)AndrianampoinimerinaGoaikaFikambanana Skoto eto amin' ny Fiangonana Loterana MalagasyAntanosyOhabolanaHypertext Markup LanguageRoman PolanskiKolontsaina malagasyFiarakodiaFransiskanina1840Havatsa-UPEMBokin' ny OhabolanaFiteny tiorkaFamadihanaTetiandro2020NjakatianaRepoblika Entim-Bahoakan' i SinaRy Tanindrazanay malala ôTantaran' i MadagasikaraTetiandro malagasyAlemainaKalandrie litorjika katôlika rômaninaFahababoana tany BabilônaKiantenyKainaHoratio Herbert KitchenerFisoronana sy fanalana vintanaFitiavanaFahasalamanaFiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraLahatra (finoana malagasy)AntandroyFivavahan-drazana malagasyAlakaosyMatoantenyTsirinteny sara-droaNikôtininaWikiAviavyIndiaKazakstànaAntenimieram-pirenenaRasoherinaFirenena MikambanaVolanaGeorges AndriamanantenaAdijadyJirofoFifohazana FarihimenaAlahasatyVatosoaTenerifeSanta-Vinsanta-sy-GrenadinaTantaran' ny kristianisma31 MartsaFaritra ItasyTsirintenyKabary tera-baoSilamoPetra-kevitraHoratio NelsonTantaran'i MadagasikaraGoogleFilôzôfiaPoaceaeBrexit🡆 More