Groenlanda

I Groenlanda na Grinlandy na Groenlandy (izay azo adika hoe Tanimaitso amin'ny fiteny malagasy araka ny anarany amin'ny fiteny danoa), na Kalallit Nunaat amin'ny fiteny kalalisota, dia nosy iray ao ao amin'ny Ranomasimbe Arktika.

Faritany mizaka-tenan'i Danemarka io faritra io; ka noho izany na dia any Amerika Avaratra aza no misy an'ilay nosy, dia an'i Eoropa izy.

Groenlanda
Ny sain'i Groenlanda
Groenlanda
Sarintany maneho ny toerana misy an'i Groenlanda (loko maitso)

Fito arivo sy dimy alina no isan'ny mponina miaina any Groenlanda. Ny fiteny kalalisota no teny ofisialy ary i Nuuk no renivohitra.

Jeografia

Groenlanda 
Ny tendrombohitra Nunatak, eo amin'ny amorontsiraka atsinanan'i Groenlanda

Nosy faharoa lehibe indrindra i Groenlanda aorian'i Aostralia. Eo anelanelan'ny Ranomasimbe Arktika sy ny Ranomasimbe Atlantika avaratra no misy azy, izany hoe any andrefan'ny toerana misy an'i Islandy ary eo avaratra atsinanan'i Kanada.

Ranomandry manana hatevina telo kilometatra ny 95 isan-jaton'i Groenlanda. Manindry ny vato eo ambaniny ilay ranomandry ka araka izany dia mety hisy farihin-drano masira eo anivon'i Groenlanda raha afaka avokoa ny ranomandriny.

Jereo koa

Tags:

Amerika AvaratraEoropaFiteny danoaFiteny malagasyRanomasimbe Arktika

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

BirikyTrombaAntsangaLalan-jazaAsorotanyBokin' ny FitomanianaKabary am-panambadianaHaranita-tsaina voatrolombelonaFiteny indô-eorôpeaninaFahaleovantenaTaompoloSaonjoJerry West193718 MeyFivavahanaRaki-pahalalana11 JanoaryFilazantsara araka an' i MatioDemôkrasiaBaiboly ôrtôdôksaVoayAsan' ny ApôstôlyHeltonRepoblika MalagasyZavamaniryFiteny malagasyFihafanan' ny tanySakramentan'ny fanambadianaTovana (fitsipiteny)Abidy araboSofisma (silamo)Famelan-kelokaDilatraLvivBaiboly katôlikaTanindrazana, Fahafahana, FandrosoanaKalandrie litorjika katôlika rômaninaFiteny etiôsemitikaAngleteraMazia (finoana)Vikram Samvat31 MeyMarble Cliff, OhioFrantsa1929Fifohazana SoatanànaNy valanaretin'ny coronavirus eto Madagasikara2014KairoSikidyVavolombelon' i JehovahMabton, WashingtonHarry PotterAntanosy1 JanoarySora-tsikidy2015Thein SeinPhnom PenhDomingos PaciênciaAmarkantakBoky deoterôkanônikaAlex MorganFiteny merinaFanjakana InkaKirosy LehibeRanavalona IILahatraTantaran' i MadagasikaraGilan (faritany)Mofom-pandraisana2 MeyEpistily faharoa ho an' i Timôty🡆 More