Fivavahana Ao Oganda

Ny fivavahana ao Oganda dia ahitana ny kristianisma, izay fivavahana manjaka ao, ny fivavahana silamo, ny fivavahan-drazana afrikana ary ny fivavahan'ireo mpiavy avy any amin'ny firenen-kafa.

Ny kristianisma

Tamin’ny taona 2014 dia ny 82,4 %n’ ny mponina ao Oganda dia Kristiana: ny 39,3 % Katôlika, ny 32,0 % Anglikana, ny 11,1 % Pentekôtista, ny 1,7 % Adventista, ny 0,3 % Batista, ny 0,1 % Ôrtôdôksa.

Ny fivavahana silamo

Fivavahana Ao Oganda 
Moske Kibuli ao Kampala

Ny 13,7 %n’ ny Ogandey dia Miozolmàna. Mikambana ao amin’ ny Fikambanam-piaraha-miasa islamika (arabo: منظمة التعاون الإسلامي / Munaẓẓamat at-Taʿāwun al-islāmī; angl.: Organisation of Islamic Cooperation; fr.: Organisation de la Coopération Islamique) i Oganda.

Ny fivavahan-drazana

Ny 0,1 % n’ny mponina ao Oganda no manaraka fivavahan-drazana. Be dia be anefa ireo Kristiana na Miozolmàna ogandey mampifangaro finoana ka mbola manaraka ny finoan-drazana afrikana, na manao ny fombafomba sasany momba izany, toy ny fanaovana sorona ho an’ ny fanahin’ ireo olona efa maty.

Fivavahana hafa

Ahitana fivavahana toy ny jodaisma, ny hindoisma, ny finoana bahay ary ny bodisma.

Jereo koa

Tags:

Fivavahana Ao Oganda Ny kristianismaFivavahana Ao Oganda Ny fivavahana silamoFivavahana Ao Oganda Ny fivavahan-drazanaFivavahana Ao Oganda Fivavahana hafaFivavahana Ao Oganda Jereo koaFivavahana Ao OgandaFivavahan-drazana afrikanaFivavahana silamoKristianisma

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Epistily ho an' ny RômanaFandraisanaFanambadianaRadama IIKabaryRavalomanana MarcApôkalipsin' i JoanyFitoriana ny filazantsaraTorkiaFanambaràna ny hevitry ny nofy2003LiokaTanora Gasy VononaKaliforniaSakalavaFiraisana ara-nofoHeraklitaAnkaraAlahasatyMatoan-kevitraAmenhôtepa IIIDox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)Tolom-bahoaka tamin' ny 1947VaryMary ShelleyAdimizanaMpanoritraAngatra (aretina)Testamenta TalohaNosy KokyFahavaratraFilazantsaraZavakantoFrederick BrooksRavinalaFanahyMasikoroAnatoli DiatlovWilliam III an'i AngleteraRanomasinaVladimir LeninMatoanteny mpanampyHasina (zavamaniry)1776Altaf ShaikhRanavalona IFivavahana amin' ny razana1891Tetiandro hebreoAntanosyJoany Mpanao BatisaTanyMpampitohy (fitsipiteny)Fizaràn-taonaKatroKanaana (faritra)Tantara ny Andriana eto MadagasikaraJôrdaniaFiteny antemoroAmbohimangaXMenalambaFiteny sakalavaFiteny malagasyMpampiankina fehezankevitraRatsiraka DidierSabata (jiosy)AterinetoZanahary (finoan-drazana malagasy)AntesakaFanandevozanaFinday(82587) 2001 OK88Lisitry ny filohan' i Madagasikara🡆 More