Fanahin' Ny Vatana

Ny fanahin' ny vatana izay atao amin' ny teny mahazatra hoe fanahy ihany koa dia fototry ny fahavelomana tsy azo tsapain-tanana, izay manetsika ny vatan' ny zavamananaina (olombelona, biby, zavamaniry sns, arakaraka ny fampianarana sy ny finoana) sy mahatonga azy hanana saina.

Maro dia maro ny fanehoana ara-tandindona na am-panoharana ny fanahy, maro toraka izany koa ny zavatra inoana momba azy. Ahitana izany rehetra izany ny ankabeazan' ny sivilizasiôna araka ny hita amin' ny fiheverana ara-pivavahana, ara-pilôzôfia, ara-psikôlôjia, na araka ny fahalalana sy ny anganom-bahoaka.

Jereo koa

Tags:

AnganoBibyFilôzôfiaFivavahanaHaifisaina sy hetsi-poOlombelonaZavamanan'ainaZavamaniry

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

AlaskaLisitry ny zavatra madinidinika 7001-8000Famakafakana1960Nikola Tesla1941Kabary famangianaTetiandro hebreoTanakhLisitry ny filohan' i MadagasikaraFisoronana sy fanalana vintanaMediaWikiFandroahana fanahy ratsyNanjingLalàmpanorenanaFranklin Delano RooseveltFiteny rosianaAdventoSakramentan' ny fivalozana sy ny fampihavananaLisitry ny zavatra madinidinika 10001-11000Filazantsara araka an' i LiokaMoctezuma IISahih al-Bukhari1782Ahmed Salah HosnyKômonismaFiteny anglisyAC/DCVladimir Poutine9 DesambraPhil JacksonXankandiRoman PavlioutchenkoPalestinaSeranam-piaramanidin'i London HeathrowAfrikaÔmàna14 JolayFotopampianarana sy FanekempihavananaSoisaRazana (finoana malagasy)Farihy MalawiEmperora MeijiBatisaWiki CommonsSakramentaSiansaMeksikaFJKM Tranovato AmbatonakangaSômaliaAlahasatyAntandroyRSSMalỳVazimbaLandry ChauvinAndriamangariraFiteny tamilyKingstonKurt GödelPentekôstaNederlandyAnkadinondry SakayHaitsikerafitenyNsukkaAndry dimin' ny finoana silamoHuai'anSrilankaMozillaGregor Mendel🡆 More