Fiteny Maraty

Ny fiteny maraty (anarana teratany: मराठी Marāṭhī) dia iray amin' ireo fiteny indô-ariana, sapan' ny fianakaviam-piteny indô-eorôpeana.

Misy olona miisa 75 tapitrisa any ho any no miteny maraty any India, indrindra ao amin' ny fanjakan' i Maharashtra sy Goa. Ny fiteny maraty dia iray amin' ireo fiteny ôfisialy any India ary iray amin' ireo fiteny malaza indrindra eto amin'izao tontolo izao.

Rohy ivelany

Fiteny Maraty 
Mbola ambangovangony  amin'ny resaka India ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tags:

Fiteny indô-arianaFiteny indô-eorôpeaninaGoaIndiaMaharashtra

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Arama (faritra)FamadihanaAdaoroJerosalemaTantaran' i EtazoniaArmeniaGoaikaTsinyTerakaLalitraKristianisma eto MadagasikaraMerkioraFivavahan-drazana malagasyHasina (hery tsy hita maso)TsirintenyHabakokaFivavahana abrahamikaTestamenta TalohaFiangonana Loterana MalagasyRégis Rajemisa RaolisonKabary am-panambadianaKabary famangianaDidy FoloFoko eto MadagasikaraIsaia (mpaminany)JodaismaTenerifeEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)TobilehibeTsimihetyVatosoaMpisolo (fitsipiteny)Epistily ho an' ny RômanaVoahiranaElliot Shevel1925FanavakavahanaVolanaMpampiankin-tenyFaritra MelakySadoseoMeivazy2020Fiteny kirondyFiteny hebreoZanahary (finoan-drazana malagasy)Fampianaran-diso (fivavahana)AostraliaFiarahamoninaWiki CommonsBaraMark JerrumIràkaFiteny kasmiryMahavelona (Toamasina)MôsikaoLahatra (finoana malagasy)Fitenim-paritra malagasyBiôgrafiaOraVoronaZanatsoratraHypertext Markup LanguagePaositra MalagasyPraiminisitra malagasyHarin-karena faobeAnaran'ny mponinaWilliam III an'i Angletera1989VorombolaPaska🡆 More