Fiainana Ao Amin' I Kristy

Ny Fiainana Ao amin' i Kristy (izay hafohezina amin' ny hoe FAK na FAAK) dia fiangonana kristiana eto Madagasikara, ao amin' ny firehana evanjelika pentekôtista, izay naorin' ny pastora Jules Randrianjoary.

Maty tamin' ny 04 Nôvambra 2017 ity pastora mpanorina ity. Anisan' ireo ataon' ny Malagasy sasany hoe fiangonana zandriny ny FAK.

Jereo koa

Rohy ivelany

"Les pionniers du pentecôtisme à Madagascar (4) : Jules Randrianjoary", Le Blog de Bernard Boutter (10 juin 2015)

Tags:

EvanjelismaFiangonana zandrinyKristianisma ao MadagasikaraPentekôtisma

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Filôzôfiaw97csFanjanahantanyFamadihanaAterinetoIràkaMediaWikiKolontsainaAntandroyParadisa (silamo)Fiteny tamilyMponina eto MadagasikaraGoogleTendryAsaHasina (zavamaniry)Fisoronana sy fanalana vintanaMpampiankina1989Fiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraRavelonjanaharyDarryl StarbirdFiteny araboFiteny betsileoMa Ying-jeouKabary am-panambadianaFototenyPraiminisitra malagasyTerakaJapànaFanatontoloanaFiarakodiaHarin-karena faobeTarehin-tsoratra araboFivavahanaTrozonaFahababoana tany BabilônaAlakaosySakramentaLanitra (finoana)Roman PolanskiFotoanaGaliaAostraliaFanahyAsorotanyFanjakan' ImerinaAdy Lehibe FaharoaFijyPaskaTsimihetyIsaia (mpaminany)VatosoaFihavananaFiangonana Loterana Malagasy NohavaozinaMpamari-toetraKor'anyBokin' ny mpaminany (Baiboly)Laurent CantetDmitri MedvedevGnôstisismaMpampitohy (fitsipiteny)Fitsarana faranyBokin' ny SalamoMerinaKabary tera-baoVoahiranaOkrainaFiteny kasmiryLisitry ny filohan' i MadagasikaraTorkmenistànaFiangonana Loterana Malagasy🡆 More