Faritanin' I Toliara

Ny Faritanin' i Toliara dia anisan' ireo faritany enina eto Madagasikara.

Izy no faritanin' i Madagasikara lehibe indrindra raha ny velarana no jerena; any amin' ny tapany atsimo-andrefan' ny nosy no misy azy; misy ny seranan-tsambo ao amin' ny lakandranon' i Mozambika.

Faritanin' I Toliara
Faritanin' i Toliara (miloko maitso mazava)

Ny anarana hoe Toliara dia anarana ofisialin' ilay tanàna nanomboka tamin' ny fanagasiana tamin' ny taona 1970 tamin' ny fanagasiana ny anaran-tanàna nitondra anarana frantsay, ny anaran-tanàna fotsiny no tena niova fa ny anaran-dalana mitovy ihany. 936 km miala ao Antananarivo no misy ny renivohiny, dia ny tanànan' i Toliara.

Tsy vondrom-paritra itsinjaram-pahefana ny faritany taorian' ny fanavaozana ny Lalàmpanorenana tamin' ny Avrily 2007 izay nametraka ny faritra nefa naverina ny maha vondrom-paritra itsinjaram-pahefana azy tamin' ny Lalàmpanorenan' ny taona 2010 na dia tsy voahaja aza izany.

Faritra sy distrika

Faritanin' I Toliara 
Faritra ao amin' ny Faritanin' i Toliara
Faritanin' I Toliara 
Distrika ao amin' ny Faritanin' i Toliara

I Toliara dia faritany mizara ho faritra efatra dia ireto avy:

Ireto kosa ny distrika isaky ny faritra:

Faritra Atsimo Andrefana

Ao amin' ny faritra Atsimo-Andrefana no misy ny renivohitry ny Faritanin' i Toliara. Indreto ny distrika ao amin' io faritra io:

Faritra Androy

Ny renivohitry ny faritra Androy dia Ambovombe. Indreto ny distrika ao amin' io faritra io:

Faritra Menabe

Ny renivohitry ny faritra Menabe dia i Morondava. Indreto ny distrika ao amin' io faritra io:

Faritra Anosy

Ny renivohitry ny faritra Anosy dia i Taolagnaro na Taolanaro. Indreto ny distrika ao amin' io faritra io:

Jereo koa

Faritany eto Madagasikara:

Rohy ivelany

Lahatsoratra samihafa

Didy aman-dalàna

Faritanin' I Toliara 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tags:

Faritanin' I Toliara Faritra sy distrikaFaritanin' I Toliara Jereo koaFaritanin' I Toliara Rohy ivelanyFaritanin' I ToliaraFaritany eto MadagasikaraLakandranon' i MôzambikaMadagasikaraSeranan-tsambo

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Repoblika MalagasyRaozyFitenim-paritra malagasyMponina eto MadagasikaraHasina (hery tsy hita maso)Andriamanitra (ankapobeny)Petra-kevitraSiansaNikôtininaSakalavaSanta-Vinsanta-sy-Grenadina1925Fahefana mpanatanterakaKolontsainaFomban-drazanaEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)GoogleAterinetoFanjakan' ImerinaSaint-Clément, AisneTestamenta VaovaoKanaana (faritra)Mpampitohy (fitsipiteny)HabakokaFiteny araboAostraliaMaleziaKilamba-KiaxiTetiandroAngleteraPablo PicassoFanambaràna Iraisam-Pirenena momba ny Zon' OlombelonaFitampohaRepoblika Entim-Bahoakan' i SinaLahatra (finoana malagasy)AsorotanyRajoelina AndryAMôsikaoBokin' i DanielaAziaKristianisma eto MadagasikaraFototenyAntambahoakaHelsinkiFiteny hebreoFaritra MelakyFitaovam-piadianaFanandroanaFirenena2012Siddhartha GautamaFanahy (kolontsaina malagasy)TambajotraGerd Ganteför1910ZanatsoratraSiansa ara-tsôsialyKainaTarehin-tsoratra araboRégis Rajemisa RaolisonBaiboly katôlikaFamoranaMpaminanyAdaoroPaiso (voany)Fiteny kreôly haisianinaFiangonan' i Jesoa Kristy ho an' ny Olomasin' ny Andro FaranyAsabotsyWikipedia🡆 More