Fanahin' Ny Vatana

Ny fanahin' ny vatana, izay atao fotsiny amin' ny teny malagasy mahazatra hoe fanahy ihany koa, dia fototry ny fahavelomana tsy azo tsapain-tanana, izay manetsika ny vatan' ny zavamananaina (olombelona, biby, zavamaniry sns, arakaraka ny fampianarana sy ny finoana) sy mahatonga azy hanana saina.

Maro dia maro ny fanehoana ara-tandindona na am-panoharana ny fanahy, maro toraka izany koa ny zavatra inoana momba azy. Ahitana izany rehetra izany ny ankabeazan' ny sivilizasiôna araka ny hita amin' ny fiheverana ara-pivavahana, ara-pilôzôfia, ara-psikôlôjia, na araka ny angano sy ny fahalam-bahoaka.

Fanahin' Ny Vatana
Sary nataon' ny mpanakanto mneho ny fialan' ny fanahy avy amin' ny vatana

Jereo koa

Tags:

BibyFilôzôfiaFinoanaFiteny malagasyFivavahanaHaifisaina sy hetsi-poHaifombaOlombelonaZavamanan'ainaZavamaniry

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

JesoaFikomian' i Bar KokhbaJapanaRidley ScottSavoaAlassane Dialy NdiayeAsaGugnécourtAnjara (finoana)ISO 3166-1Massimo DallamanoVoronaFanekem-pinoana apôstôlikaMiaramilaAndriamasinavalonaInstagramFiangonana Loterana MalagasyStonehengeFaritra eto MadagasikaraEmpira SafavidaAl-MuwattaGiuseppe VerdiFanjakan' ImerinaIbn Hajar al-AsqalaniAmbohimangaFivavahan-drazana malagasyMarshall LeffertsDisneyTafi-Piarovan' i IsraelyArintanyOniversiteFiteny litoanianinaFaritry ny Farihy Lehibe (Afrika)François MitterrandDavid PizarroWordPressRadama VoalohanyMoussy, MarneJerôbôama IIAlakaosyFifamoivoizana an-dranomasinaValladolidCulver City, KaliforniaEugene, OregonFaritra SavaJeanne d'ArcTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôVertonNew JerseyBetsimisarakaVanin-tenySodànaCamillo BensoFahotanaPaskaEkaterina IIEvolisionaJoshua SchachterLisitry ny firenenaBilbaoAlahamadyLouisiana1391Tantaran' ny kristianismaMediaWikiAntambahoakaSary🡆 More