Fivavahana

Valim-pikarohana ho an'ny « Fivavahana » — Wiki Fivavahana

Misy pejy mitondra anarana « Fivavahana » eto amin'ity wiki ity

Hijery (20 taloha | ) (20 | 50 | 100 | 250 | 500).
  • Vignette pour Fivavahana
    Ny fivavahana dia ny fitambaran' ny fanao sy finoana mampifandray ny fiainan' ny olombelona amin' ny masina, izay hery ambony noho ny olombelona, ka izany...
  • Vignette pour Fivavahana darmika
    Ny fianakaviam-pivavahana darmika, izay atao hoe fivavahana indiana koa, dia ahitana ireo fivavahana teraka tao amin' ny Zana-kôntinenta Indiana, dia...
  • Vignette pour Fivavahana amin' ny razana
    Ny fivavahana amin' ny razana dia fivavahana amin' ny fanahin' ny maty, izay heverina fa afaka mitahy sy miaro ny olona mbola velona izay ankasitrahany...
  • Vignette pour Fivavahana eto Madagasikara
    Ny fivavahana eto Madagasikara dia mitovitovy amin' ny an' ireo firenena aty Afrika atsimon' i Sahara ahitana ny fifanojoan' ny fivavahana maro samihafa...
  • Vignette pour Fivavahana aty Afrika
    Ny fivavahana aty Afrika dia maro isan-karazany izay efa nisy hatry ny Andro Taloha sady nisy fiantraikany teo amin' ny kolontsaina sy ny filôzôfia. Tafaorina...
  • Vignette pour Fivavahana any Azia Atsinanana
    Ny fivavahana any Azia Atsinanana izay atao hoe fivavahana taôika koa, dia sady fivavahana no filôzôfia, izay ahitana ny taôisma sy ny kônfosianisma ary...
  • Vignette pour Fivavahana tao Arabia talohan' ny fivavahana silamo
    Ny fivavahana tao Arabia talohan' ny fivavahana silamo dia nahitana fivavahana pôliteista (amin' andriamanitra maro), henôteista (fisafidianana andriamanitra...
  • Vignette pour Fivavahana tatsinanana
    amin' ny fivavahana tandrefana sy ny fivavahana afrikana ary ny fivavahana iraniana. Ao anatin' ny vondron' ny fivavahana tatsinana ny fivavahana any Azia...
  • Ny fivavahana iraniana dia ireo fivavahana efa nisy hatramin' ny ela talohan' ny nidiran' ny fivavahana silamo tany Iràna Lehibe sy ireo fivavahana nipoitra...
  • Ny fivavahana ao India dia ireo fivavahana maro isan-karazany izay samy manana ny fombafombany sy ny finoany ao India. Tao India no nipoiran' ny hindoisma...
  • Ny fivavahana tsy misy andriamanitra na fivavahana tsy mino andriamanitra dia ireo fombafomba na finoana na fitsipika na tenimpinoana (dôgma) an' ny olona...
  • Ny mônôteisma dia fivavahana amin' andriamanitra tokana na finoana ny maha tokana an' Andriamanitra. Ny pôliteisma, izay finoana andriamanitra maro, no...
  • sitrapony. Fandre io teny io tao amin' ireo fivavahana taloha (tao Egipta sy tao Grisia), na tao amin' ny fivavahana jiosy, ary heno ihany koa ny fampiasana...
  • Vignette pour Fivavahana abrahamika
    Ny fivavahana abrahamika na finoana abrahamika dia ireo fivavahana heverina fa nandova tamin' i Abrahama ny finoana Andriamanitra tokana, ka ny tena fantatra...
  • Mitraisma (fihodinana avy amin'i Fivavahana amin'i Mitra)
    Ny mitraisma na fivavahana amin' i Mitra dia fivavahana misy zava-miafina, izay tokony niseho tamin' ny taonjato faha-2 tal. J.K. tany Persia, ka i Mitra...
  • Ny fivavahana ôfisialy dia fivavahana manana sata ara-dalàna sy ekena ao amin' ny firenena na fanjakana iray. Raha azo raisina ho endri-pivavahana ôfisialy...
  • Ny fivavahana ao Oganda dia ahitana ny kristianisma, izay fivavahana manjaka ao, ny fivavahana silamo, ny fivavahan-drazana afrikana ary ny fivavahan'ireo...
  • fivavahana tandrefana dia ireo fivavahana nipoitra avy amin' ny kolontsaina tandrefana, izay miavaka amin' ny fivavahana tatsinanana, ny fivavahana afrikana...
  • Vignette pour Fampianaran-diso (fivavahana)
    fampianaram-pinoana izay heverin' ireo ao amin' ny fivavahana arahin' ny maro anisa, na ao amin' ny fivavahana ôfisialy, fa mifanohitra amin' ny fampianarana...
  • Vignette pour Fivavahana ao Roanda
    Ny fivavahana ao Roanda dia ahitana ny fivavahan-drazana izay vitsy mpanaraka, ny kristianisma izay be mpanaraka indrindra ary ny fivavahana silamo. Misy...
Hijery (20 taloha | ) (20 | 50 | 100 | 250 | 500).

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Richard I an'i AngleteraDistrikan'i MaintiranoÔseaniaHolatraHasinaFaritra ItasyFady (malagasy)Havatsa-UPEMAnaranaKongonaBiôgrafiaIràkaFiarahamoninaAnjara asa (fitsipiteny)Adijady1911VolanaEpistily nosoratan' i JakôbaTanindrazana, Fahafahana, FandrosoanaFanjakan' AndriamanitraFivavahana eto MadagasikaraTambajotraMerkioraRasoherinaFransiskaninaFahaterahanaAnanaRy Tanindrazanay malala ôZanatenyMontanaAdy LehibeTantaran' i EtazoniaAast, Pyrénées-AtlantiquesWilliam III an'i AngleteraBorondyBokin' ny SalamoPablo PicassoCaliforniaDokuWikiFiteny araboAdimizanaKor'anySandam-bolaMpampiankinaFitiavanaTorkiaFiteny kirondyvietnamyVoahiranaFanandroana malagasyFitaovam-piadianaJohn DaltonMeyHelsinkiKainaLahatra (finoana malagasy)TerakaFiangonan' i Jesoa Kristy ho an' ny Olomasin' ny Andro FaranyFivavahanaGeorges AndriamanantenaAndriamanitra (ankapobeny)FanavakavahanaCurrent eventsAngleteraBokin' ny GenesisyMatoantenyMa Ying-jeouEvekaJapànaAhidamboFiteny hindỳSôlômôna🡆 More