Dābbat Al-Arḍ

Ny Dābbat al-Arḍ (arabo: دَابَّة الأَرْض‎) dia zavaboary resahina ao amin' ny Kor'any, sorata faha-27 (An-Naml) andininy faha-82 ary mifandray amin' ny andro fitsarana.

Io teny io dia azo adika ara-bakiteny hoe "Bibidian' ny Tany".

Noho izany antony izany dia matetika ny Bibidian' ny Tany no lazaina ao amin' ny asasoratra eskatôlôjika fa famantarana ny andro fitsarana manakaiky ny "fiposahan' ny masoandro any andrefana". Tsy manome tsipiriany momba ny toetoetran' ily Bibidia ny Kor'any, fa ny fanaovana heviteny isan-karazany no nampifandray azy amin' ny Bibidia voalaza ao amin' ny Bokin' ny Apôkalipsy ao amin' ny Testamenta Vaovao na amin' ny biby goavam-be avy amin' ny fedrà tiorka.

Misy hadita vitsivitsy ihany koa milaza fa io bibidia io dia hanisy marika eo amin' ny handrina sy eo amin' ny oron' ny olona, ​​ny marika eo amin' ny handrina dia mety maneho fa mpino ny olona iray ary ny marika eo amin' ny orona dia hilaza izany tsy mpino.

Jereo koa

Tags:

Fiteny araboFitsarana faranyKor'anySoràta

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fanahy (kolontsaina malagasy)AngleteraMponina eto MadagasikaraEvekaMa Ying-jeouAsa AkiraHoratio NelsonFifohazana (kristianisma malagasy)BetsimisarakaFijySilamoFiteny malagasyFamadihanaWayback MachineOhabolanaConstantin StanislavskiHavatsa-UPEMAdaoroFanavakavahanaFanjakan' ImerinaBokin' ny OhabolanaRepoblika MalagasyRasoherinaMatoantenyJirofoFanambadianaFiteny kreôly haisianinaEorôpaDmitri MedvedevTerakaFiangonana Adventista Mitandrina ny Andro FahafitoGerd GanteförAostraliaRaozyLe BouscatFivavahanaAnjara asa (fitsipiteny)Kabary am-panambadianaLaurent CantetMpampiankina fehezankevitraAsaGoaikaAsorotanyDidy FoloJôbaFanahyVezoDemôkrasiaSoisaMadagasikaraFahaterahanaFanjanahantanyZanabintanaRepoblikan' i Madagasikara (1992-2009)849TambajotraElliot ShevelAnaran'ny mponinaFivavahana abrahamikaRavelonjanaharyTorkmenistànaFanalana faditraFanandroanaTontolo iainanaKabaryBokin' i DanielaHolatraKristianinaArabia SaoditaIsraelyArmeniaBaiboly amin' ny teny malagasyKristianisma eto Madagasikara🡆 More