Andron'ny Tany

Ny Andron'ny Tany dia hetsika fanao isan-taona amin'ny 22 aprily mba hanehoana fanohanana ny fiarovana ny tontolo iainana.

Tamin'ny 1969 tao amin'ny fihaonambe UNESCO tany San Francisco, John McConnell, mpikatroka fandriampahalemana, dia nanolotra andro iray hanomezana voninahitra ny tany sy ny foto-kevitry ny fandriampahalemana, izay hankalazaina voalohany amin'ny 21 martsa 1970.

Andron'ny Tany

Tags:

196922 AprilySan FranciscoUNESCO

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fanekem-pinoana nikeanaIslandyRy Tanindrazanay malala ôParakyAfrika AndrefanaStridônaHaintanyPio IVLisitry ny filohan' i MadagasikaraAlan TuringTazomokaAntokon' ny Kongresin' ny Fahaleovantenan' i MadagasikaraFomban-drazanaKolontsaina malagasyBetsimisarakaPôlitika eto MadagasikaraAterinetoBetsileoGregor MendelSan FranciscoFiteny maanianySakramentan' ny filaharanaSokajin-tenyAngovo azo havaozinaFanasan' ny TompoAbrahama (patriarka)Fanalana faditraHasinaFokom-pirenen' i JodàFanafodyIndôneziaZanabintanaTantara ny Andriana eto MadagasikaraJainismaFahazavanaAntankaranaFokom-pirenen' i BenjaminaLalàmpanorenan' i MadagasikaraFanatitraBrezilaVolanaElefantaKatroZon' olombelonaDokuWikiTsimihetyFanavakavaham-bolon-koditraFitiavan-tanindrazanaVoromailalaValanaretin' ny Covid 19 eto MadagasikaraFiteny latina7 MartsaFrank ZappaVy Vato SakelikaISO 3166-1Sandam-bolaFilôzôfiaRonald ReaganLoteranismaFivavahana eto MadagasikaraRanavalona II22 AprilyMpampiankinaAmbaliha (Ambanja)Fanahy (kolontsaina malagasy)2015Tantaran' i EtazoniaJirofoRabibyAndro faranyAmbositraRaki-pahalalana🡆 More