Aretina

Ny aretina dia fanimbana ny fahasalamanan'ny zava-miaina, na biby na voninkazo.

Aretina
Hosodoko The Sick Girl nataon'i Michael Ancher

Ny olona marary dia olona mitondra aretina, na fantatra na tsia. Amin'ny ankapobeny, io teny io dia ampisaina rehefa manonona olombelona marary, ary io ihany ny teny ampiasaina rehefa tsaboin'ny dokotera izy.

Ao amin'ny fiainana ny aretina sy ny fahasalamana, ny fizotra biôlôjika sy ny fiasa mifamaly amin'ny fiaraha-monina sy amin'ny tontolo iainana.

Tags:

Voninkazo

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Mpisolo tena (fitsipiteny)Bokin' ny GenesisyFiangonana Ara-Pilazantsara eto MadagasikaraFameno (fitsipiteny)Tantaran' i EtazoniaFidangan' ny vidim-piainana1971Holger StanislawskiJean-Joseph RabeariveloIsmaelaAbrahama (patriarka)AsorotanyFanjanahantanyAntanosyFikambanana Iraisam-Pirenen' ny FrankôfôniaFiteny hebreoVezoGregôrio IXFaritra Atsimo-AtsinananaEvekaFianakaviambem-piteny nizerô-kôngôleyTontolo iainanaAzia Atsimo-AtsinananaVintana (finoan-drazana malagasy)Hans Holbein le JeuneDokuWikiCurrent eventsWikibolanaRSSTobim-pifohazanaRanavalona IIZavaboaryAmbaliha (Ambanja)Sandam-bolaSatorinaEtazoniaTetiandro gregôrianaFanahy MasinaAfrika AfovoanyFrank ZappaNorwegian Missionary SocietyBetsimisarakaTorkiaBaraFokom-pirenen' i Efraima20 SeptambraWikimaniaFizaràn-taonaAndrianaFokom-pirenen' i SimeônaJônà (mpaminany)Baiboly1899Fanahy (kolontsaina malagasy)Paoly (apôstôly)JAsa AkiraFanonganam-panjakanaGidroBill ClintonTendryRepoblika MalagasyFahafatesanaRafitra kôneksiônalyAndrokaParisyASilia🡆 More