Tsinambolana Lonaka

Ny Tsinambolana Lonaka dia ny faritra ao Atsinanana Akaiky misy tany azo volena noho ny fananany toetany manorana, ka ireto ny mamaritra azy: ny tany efitr' i Siria ao atsimo (ny ampahany avaratra amin' ny tany efitr' i Arabia), ny Ranomasina Mediteranea ao andrefana, ary ny tendrombohitra Taorosy sy Zargosa ao avaratra sy ao atsinanana.

Mamakivaky an' i Israely ankehitriny, an' i Palestina, an' i Siria, an' i Libàna, ny faritra antsimo-atsinanana amin' i Torkia, ny faritra avaratra sy atsinanana amin' i Iràka, ary ny sisin-taniny andrefan' i Iràna. Tamin' ny taona 1916 no nampiasan' ilay arkeôlôga James Henry Breasted io teny io (anglisy: Fertile Crescent) satria miendrika volan-tsinanana (anglisy: Crescent) ilay faritra.

Tsinambolana Lonaka
Sarin-tanin' ny Tsinambolana Lonaka nataon' i James Henry Breasted tamin' ny taona 1916.

Jereo koa

Ireo faritra ara-dafintany ao Azia

Fizaràm-paritra hafa ao Azia

Tags:

Atsinanana AkaikyIràkaIrànaIsiraelyLibanaPalestinaRanomasina MediteraneaSiriaTandavan-tendrombohitra TaorosyTorkia

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Razana (finoana malagasy)Hossein Sadaghiani1923SomatraVoalavoFiteny daryAntankaranaFameno (fitsipiteny)Fanekem-pinoanaEtiôpiaRanoMasikoroKabary tera-baoVintanaFisoronana sy fanalana vintanaFVietnamyZanamalataÔfitaTorovintanaPôlitika eto MadagasikaraRainay any an-danitraWikiFangitra ara-jeografiaAziaFiteny hindỳASakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaMadagasikaraFiteny indônezianaFanahy Masina (kristianisma)Metôdiôsy avy any ÔlimpôsyEvanjely grikan' ny EjipsianaAdimizanaMatioMadagasikara zanatany frantsayBatismaJean-Joseph RabeariveloLitorjiaJeanne MoreauVarotraPatrick EbertZairaKiboboVoninahitra (fivavahana)AlemainaValve CorporationBob DylanAmerika AvaratraBola (jeômetria)Ejipta(103906) 2000 DJ58FahaterahanaVolanaJorge GonzálezVolana (fotoana)Asidra dezôksiribôniokleikaBokin' ny SalamoFatrana1974FanjanahantanyNupediaAzerbaijànaNevadaAndriamasinavalonaLaîkaEmirata Arabo MitambatraFiteny antankaranaVolaSaka🡆 More