Vatovary

Ny vatovary na vatosanga dia vaton-dilatra, vokatry ny fitambarana potik' akoram-bato anjakan' ny voam-pasika (0,063 mm hatramin' ny 2 mm) izay nihamafy rehefa ela ny ela.

Ny poti-bato sy ny voam-pasika mamorona ny vatovary amin' ny ankapobeny dia avy amin' ny fikaoky ny vato efa nisy taloha izay mamaritra ny firafiny, ahitana indrindra ny vatokaranana sy ny feldspata.

Vatovary
Vatovary

Miankina amin' ny fitambaran' ny singa mamorona azy sy ny firafiny no mety hahatonga azy ho vato tena mora potika na mafy. Maro karazana ny vatovary any amin' ny tontolo isan-karazany, manomboka amin' ny toerana an-tanibe (renirano, tora-pasika) hatrany amin' ny toerana an-dranomasina. Raha tsy mitambatra ny singa tokony hamorona azy dia mijanona ho fasika izany.

Jereo koa

Tags:

DilatraFasikaFeldspataVatokaranana

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Lahatra (finoana malagasy)FitiavanaConstantin StanislavskiFiangonana Adventista Mitandrina ny Andro FahafitoApôkrifan' ny BaibolyJohn DaltonAviavyZahaFanavakavahanaMikeaAntambahoakaIndiaMpandrindra milinaFiteny taỳSokajin-tenySiddhartha GautamaMpamari-toetraRy Tanindrazanay malala ôZanabintanaTsimihety1968LOnitiana RealyTsekiaLibiaAntemoroFilôzôfiaTanindrazana, Fahafahana, FandrosoanaTodyAnaranaCaliforniaFivavahana abrahamikaTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôFrantsaFahasalamanaDokuWikiSakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaDemôkrasiaAsaTendrySolombavambahoakaAljeriaAntanosyAhidamboFiangonana Loterana Malagasy NohavaozinaAntesakaWikipediaFihavananaTsirintenyVictoire RasoamanarivoBokin' ny GenesisyAdaoroBenjamin DisraeliBlaogyFijyFoko eto MadagasikaraPoaceaeZanateny2006TrozonaAngatra (aretina)JesoaTambintenyKalandrie litorjika katôlika rômaninaAFiangonana Loterana MalagasyHolatraKabaryTovaloSampan-teny🡆 More