Toriteny Teo An-Tendrombohitra

Ny Toriteny teo an-tendrombohitra dia fitambarana teny sy fampianarana heverina fa nataon' i Jesosy Kristy, izay manantitrantitra ny fampianarany momba ny fitondran-tena, hita ao amin' ny Filazantsaran' i Matio (toko faha-5 sy faha-6 ary faha-7).

Izy io no voalohany amin' ny Lahateny dimy ao amin' ny Matio ary natao tany am-piandohan' ny asa fanompoan' i Jesosy, taorian' ny nanaovan' i Jaona batisa azy, namarana ny fifadian-kanina sy ny fialany ara-panahy tany an' efitra, ary nanombohany nitory teny tany Galilia. Tsy voalaza ny anarana sy ny toerana misy ilay tendrombohitra; mety ho ny Tendrombohitry ny Fahasambarana (hebreo: הר האושר‎ / Har HaOsher), izay havoana eo amoron' ny Farihin' i Galilia izany, araka ny fandikana nentim-paharazana.

Toriteny Teo An-Tendrombohitra
Toriteny teo an-tendrombohitra, sary nataon' i Carl Bloch, taona 1877.

Tags:

Farihy TiberiadaFifadian-kaninaFilazantsara araka an' i MatioFiteny hebreoGalilea (faritra)JesoaJoany Mpanao Batisa

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

AntandroyHasinaAdaloFifohazana (kristianisma malagasy)Volana (fotoana)DagestànaBetsimisarakavietnamyBokin' ny OhabolanaLambo diaSinaFiarakodiaAngatra (aretina)Fampianaran-diso (fivavahana)LalitraPaositra MalagasyMontanaFiteny malagasyZambiaTsinySoisaIndôneziaJean-Joseph RabeariveloBaraFisoronana sy fanalana vintanaSoratraMpisolo (fitsipiteny)EvekaFransiskaninaMôsikaoLaurent CantetFanatontoloanaJapànaFokom-pirenen' i IsraelyEtazoniaAljeriaTsindrimandry (fivavahana)LitorjiaBetsileoTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôDmitri MedvedevWikipediaAmbatolampy TsimahafotsyAsabotsyFanandroana malagasyTantaran' i EtazoniaTorkmenistànaWikiFihavananaRanavalona IIITrozonaFaritanin' AntananarivoGoaikaFiteny kirondy1910OsyMpamari-toetraSadoseoTolom-bahoaka tamin' ny 1947FanandroanaLisitry ny gazety ao MadagasikaraMpampitohy (fitsipiteny)Kor'anyRoandaFiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraHoratio NelsonApôkrifan' ny BaibolyWayback MachineRoman PolanskiTsirinteny sara-droaFirenena Mikambana🡆 More