Tanimbary

Ny tanimbary dia ampahan-tany atokana amin' ny fambolena vary ampidirana rano hanondrahana azy.

Maro isan-karazany ny endriky ny tanimbary arakaraka ny tontolo misy azy, ny fomba fikajiana ny rano, ny halalin' ny rano atao ao anatiny, ny haambo misy azy, ny fomba famblena ny vary.

Tanimbary
Tanimbary ao Antananarivo, Madagasikara

Maro ny firenena ahitana tanimbary, ka isan' izany ireo firenena any Azia Atsinanana sy any Azia Atsimo-Atsinanana toa an' i Malezia, i Sina, i Tailandy, i Kôrea, i Japàna, i Vietinamy, i Taioàna, i Indônezia, i India i Srilanka ary i Filipina. Ahitana tanimbary koa ny faritra sasany any Eorôpa toa an' i Camargue any Frantsa sy Piemont any Italia.

Tags:

RanoVary

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fizaràn-taonaKuroisoAfrika AndrefanaFokom-pirenen' i EfraimaAntesakaMelody TimeLoteranismaFiteny sakalavaSaonjoKilalakyThomas LamAostraliaFanambaràna ny hevitry ny nofySôdômaMasikoroSiriaFanandroanaDavida (mpanjaka)Ronald ReaganMalagasy (vahoaka)PeteraFokom-pirenen' i DanaIslandyThéophile SeyrigAnaranaValanaretin' ny Covid 19 eto MadagasikaraSatorinaBrezilaFahotanaAdy Lehibe FaharoaRy Tanindrazanay malala ôFidangan' ny vidim-piainanaFokom-pirenen' i IsakaraAurangzebBanto (vahoaka)Radama II1862VoatabiaFrank ZappaHaisoratraMayotteOndryAzia Atsimo-AtsinananaTrombaBaraToetanin-jana-pehin-tanyIsmaelaBetsileoAndriamasinavalonaAfrika AfovoanyHolger StanislawskiAlohotsySambatraJimmy WalesRepoblikan' i Madagasikara (1992-2009)RianaratraAlakaosyTendrombohitraVanin-tenyZavaboarySorona masinaFivavahana amin' ny razanaFaritra AnosySandam-bolaFamoranaVazimbaHaifisaina sy hetsi-poBill ClintonMicrosoft WindowsAsa AkiraSøren Kierkegaard🡆 More