Sicilia

Sicilia (Sicily) no nosy lehibe indrindra any amin'ny Ranomasina Mediteranea ary iray amin'ireo faritra 20 any Italia.

Ny andilan'i Messina dia manasaraka azy amin'ny faritr'i Kalabria any atsimon'i Italia. Iray amin'ireo faritra mizaka tena italiana dimy izy io ary antsoina amin'ny fomba ofisialy hoe Regione Siciliana. Ny faritra dia manana mponina 5 tapitrisa. Ny renivohiny dia Palermo.

Sicilia
Nosy Sicily

Tags:

ItaliaNosyPalermoRanomasina Mediteranea

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Tolom-bahoaka tamin' ny 1947LAndrianampoinimerinaHasinaGnôstisismaRaozyKainaSiansaMain PageFiteny tamilyLuciano SpallettiAdy Lehibe FaharoaFototenyFijyDemôkrasiaAlakaraboFivavahana abrahamikaTondra-dranoAndriamenaBokin' i EzekielaHabakokaEpistily nosoratan' i JakôbaFanandroana malagasyÔseaniaFanahy (kolontsaina malagasy)MôsikaoGoaikaFiteny malagasyFivavahana eto MadagasikaraAlarobiaRavelonjanaharyFifohazana FarihimenaAratraBokin' ny OhabolanaBokin' ny mpaminany (Baiboly)VezoFanambaràna Iraisam-Pirenena momba ny Zon' OlombelonaTsekiaPablo PicassoHarin-karena faobeFitiavanaFikambanana Skoto eto amin' ny Fiangonana Loterana MalagasyBetsimisarakaAnanaRepoblika Fahefatra (Madagasikara)AntanosyBetsileoAndrianaEzraAntankaranaGeorges AndriamanantenaSakramentaAntemoro2001MpampiankinaTsirinteny sara-droaAterinetoTsirintenyAdy LehibeNazaretaJapànaSampan-tenyKongonaZambiaAngleteraBokin' ny SalamoTovaloFrantsaTrombaFerenc AndrásGalia🡆 More