Katedralin' Andohalo

Ny Katedralin' Andohalo dia katedraly katôlika ao Antananarivo.

Ao amin' ny vakin-tanànan' Andohalo ao amin' ny tanàna ambony no misy azy. Ity katedraly ity no foiben' ny Arsidiôsezin' Antananarivo. Izy io dia natokana ho an' ny Fahatorontoronina Tsy Azon-Keloka, ka izay no mahatonga ny anarany amin' ny teny frantsay hoe Cathédrale de l'Immaculée-Conception d'Antananarivo.

Katedralin' Andohalo
Katedralin' Andohalo

Nanomboka tamin' ny 8 May 1873 ny fanorenena io katedraly io, izay natao teo amin' ny toerana nisy lasapely tsotsotra, araka ny drafitra nataon' i Alphonse Taïx (1825-1921), pretra zezoita avy any Bédarieux (Frantsa). Vita tamin' ny 17 Desambra 1890 izy io, ary nambara ho "tsangambato ara-tantara voasokajy" tamin' ny Janoary 1964.

Jereo koa

Tags:

AntananarivoArsidiôsezin' AntananarivoFahatorontoronina tsy azon-kelokaFiteny frantsay

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

XTovo J'HayFatranaAbidy ara-drafipeo iraisam-pirenenaFanjakana MitambatraMarovatanaTantara ny Andriana eto MadagasikaraJorge Luis BorgesAfrikaVintana (finoan-drazana malagasy)Bob KhannaFrederick BrooksOnyTontolo iainanaFilôzôfiaAntanosyBatisaMpanampy (fitsipiteny)FahavaratraSokajin-tenyJesoaRepoblika MalagasyRajoelina AndryKabary am-panambadiana20031983KristianinaWayback MachineFiangonan' i Jesoa Kristy eto MadagasikaraRadama IISabata (jiosy)AntananarivoKilamba-KiaxiMpampiankina fehezankevitraAvokavokaKolontsaina malagasyFitohananaIsaia (mpaminany)FararanoFiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraWikiMediaWikiFiteny antemoroKanaana (faritra)Havatsa-UPEMMarco BodeAmbiroaBrezilaMaorisyKaliforniaFanatontoloanaTokyoAdaoroWikipediaISO 4217X-SAMPARepoblika Fahefatra (Madagasikara)Eglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)WikibolanaFanahy Masina (kristianisma)Testamenta TalohaVolana (fotoana)FanandroanaKônsily fahatelo tao KônstantinôpôlyAnjelyTriniteSombin-tantaraVolahavana GermaineTaonaFaritra Atsimo-AndrefanaAsombola🡆 More