Fahatorontoronina Tsy Azon-Keloka

Ny Fahatorontoronina tsy azon-keloka dia ny fahatorontoronina an' i Maria Virjiny tsy voaloto, izany hoe tsy azon' ny fahotana tamin' ny fototra.

Izany dia tenim-pinoan' ny Fiangonana katôlika izay nambaran' ny papa Pio IX tamin' ny 8 Desambra 1854 tamin' ny alalan' ny taratasin' ny papa Ineffabilis Deus, nefa izany finoana izany dia efa nisy tao amin' ny Aban' ny Eglizy sasany tamin' ny taonjato faha-4. Tsy afangaro amin' ny fiteraham-birijiny an' i Jesoa Kristy anefa izany, izany hoe amin' ny tenim-pinoan' ny fahatongavana ho nofo. Ankalazain' ny Katôlika isaky ny 8 Desambra ny Fahatorontoronina tsy azon-keloka.

Fahatorontoronina Tsy Azon-Keloka
Ny Fahatorontoronana tsy azon-keloka, sary nataon' i Pierre Paul Rubens ao amin'ny mozean' i Prado.

Ny fiangonana ôrtôdôksa dia mankalaza ny fetin' ny Fahatorontotonina an' i Maria ka miantso an' i Maria ho "Ilay Tsy azon-keloka", nefa tsy manaiky ny tenim-pinoan' ny Fahatorontoronana tsy azon-keloka. Ny Prôtestanta koa sy ny fiangonana kristiana hafa dia manao izany ho teôlegomena.

Jereo koa

Tags:

Fahatongavana ho nofo (kristianisma)Fahotana tamin' ny fototraFiteraham-birijinyJesoa KristyKatôlisismaMaria Virjiny

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

DemôkrasiaZafisoroPoopyGoogleBaibolyArintanyTrombaTestamenta TalohaAlarobiaVy Vato SakelikaVezoAndro faranyFanabeazana aizanaMickey MouseFahaleovantenaApôkalipsin' i JoanyFanahy (kolontsaina malagasy)Guangdong1997Diamanga20 SeptambraAntankaranaMosavy (finoana malagasy)Bokin' i JôsoaVintana (finoan-drazana malagasy)Johannes GutenbergMenalambaThéophile SeyrigToekaren' i MadagasikaraFrantsaKabary am-panambadianaMpisolo manontanyVoaniho2 DesambraHagaraNorwegian Missionary SocietyPhoenix, ArizonaLibànaFanambadianaMarc RavalomananaFaritanin' AntsirananaBokin'i HenokaRadama IIFiteny antandroyRova ManjakamiadanaBielôrosiaAntanosyFitiavan-tanindrazanaRepoblika MalagasyPaul CézanneFidangan' ny vidim-piainanaSandam-bolaFanatitraMasoandroAnjara (finoana)ParakyRianaratraAnaranaBaskin-RobbinsLondon Missionary SocietyFrantsayFaritra AnosyFivavahana eto MadagasikaraMerinaRaki-pahalalanaMarovatoBokin' i EzekielaAntokon' ny Kongresin' ny Fahaleovantenan' i MadagasikaraSiansaZanabintanaFiangonana Pentekotista Mitambatra (Madagasikara)🡆 More