Fiteraham-Birijiny

Ny fiteraham-birijiny na fitorontoronam-birijiny dia foto-pampianarana ao amin' ny Baiboly sy ny or'any izay milaza fa naterak' i Maria izay nitoetra tamin' ny maha virjiny azy i Jesoa.

Samy mino ny fiteraham-birijiny na ny Kristiana na ny Mozilmana na dia tsy mitovy ny dikan' izany ao amin' ireo fivavahana roa ireo. Ny Evanjelin' i Matio no milaza izany ("24 Ary Josefa, rehefa nahatsiaro tamin' ny torimasony, dia nanao araka izay nandidian' ny anjelin' ny Tompo ary ka nampakatra ny vadiny. 25 Ary tsy nahalala azy izy mandra-piterany Zazalahy; ary ny anarany nataony hoe Jesosy." Mat. 1.24-25). Midika izany fa tsy nanao firaisana ara-nofo i Maria taloha sy nandritra ny nampitoe-jaza azy.

Ny Ôrtôdôksa sy ny Katôlika dia nanitatra an' izany fampianarana izany ka milaza fa nitoetra ho virjiny i Maria na dia taorian' ny niterahany an' i Jesoa aza. Ny Fiangonana tatsinanana sasany sy ny Prôtestanta kosa dia tsy mampianatra an' izany maha virjiny mandrakizay an' i Maria izany.

Jereo koa

Tags:

BaibolyFahavirijinianaFilazantsara araka an' i MatioFoto-pampianaranaJesoaJôsefa (vadin' i Maria)Kor'anyKristianismaMaria (renin'i Jesoa)Silamo

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

IamblikôsyAdijadyKabary famangianaFiteny antefasySaryHôngriaArkôntikaAzerbaijàna IranianaAntankaranaFiteny bengalyTodyMatioTaom-baovao malagasyNizeriaTsindrimandry (fivavahana)VintanaArjentinaTrimôrfika PrôtenôiaArabia SaoditaAmerika AvaratraKantoKatesizin' ny Fiangonana KatôlikaAntefasyFivarotana andevoBokin' ny SalamoVietnamySinaFanandroana malagasyZafy AlbertAzia1524AndringitraÔseaniaViennaRosiana (vahoaka)SaretyAsa AkiraGabônaFiteny indônezianaRosedale, MississippiEtazonia1866DesambraDon TaylorAleksandra LehibeArkônta (gnôstisisma)Fomban-drazanaFasismaSikidy malagasyRepoblika Demokratika MalagasyPenguinAlahamadyAsombola1923Fahaizana mamaky sy manoratraFiteny alemànaAmbohimangaHiragasyPakistànaEdmund BurkeKilamba-Kiaxi1973Enzo FerrariFiteny anglisyAndriamanitra RayAlakaosyPennsylvaniaTobilehibeEsôterismaATestamenta VaovaoTetiandroHasinaFanjakan' i Menabe🡆 More