Marovatana

I Marovatana dia iray amin' ireo fizaràna an' Imerina ho enin-toko nanomboka tamin' ny andron' Andrianampoinimerina (1787-1810), ao avaratr' Ambodirano sy ao avaratra-andrefan' Antananarivo, mifanefitra amin' i Vonizongo ao avaratra.

Ny fizaràna dimy hafa dia i Avaradrano, i Vakinisisaony, Ambodirano, i Vonizongo, ary i Vakinankaratra. Ambohidratrimo no renivohiny (15 km miala an' Antananarivo).

Jereo koa

Tags:

AmbodiranoAmbohidratrimoAndrianampoinimerinaAvaradranoImerina enin-tokoVakinankaratraVakinisisaonyVonizongo

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Rabiby1592Ismaela1600PergamôsyKindy20 AprilyFiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraPrayolsKalandrie litorjika katôlika rômaninaZanahary (finoan-drazana malagasy)Epistily ho an' ny EfesianaZoPontio PilatoFanahy MasinaPapoa (vahoaka)PenguinFiangonana ôrtôdôksa tatsinanana3401926AljeriaDmitri MedvedevSan-MarînoRanomasina adriatikaFanekem-pinoanaAngatra (aretina)SaryLinksan' i EoraziaVazimbaFaritra Analamanga6 JanoaryFahotana tamin' ny fototraEtiôpiaFitrandrahana harena an-kibon' ny tany eto MadagasikaraHopitaly(102587) 1999 UA501902MerinaSaktismaFiangonana Loterana MalagasyKleôpatra VIIHasinaChristopher DenhamGissey-sur-OucheFiteny malagasyNeymarAviréSolombavambahoakaNôrvezyJoany ApôstôlyBôlivia1944Kristianisma eto MadagasikaraAmbassaWuhanVoronaBokin' i AmôsaLiberalisma500Silamo eto MadagasikaraSakay (zavamaniry)Kabary am-panambadianaKaokazyFiteny anglisyAntigoa-sy-BarbodaFiteny skôtsyPrôtônaIsam-poninaKônsily tao Clermont tamin' ny taona 1095DoazonAsorotanyFanahy (kolontsaina malagasy)Toetanin-jana-pehin-tany🡆 More