Vahoaka Kôikôy

Ny Kôikôy na Hôihôy (Khoikhoi), izay antsoina hoe Hôtentôta (Hottentot) koa, dia vahoaka mpiompy andiam-biby any amin' ny faritra atsimo amin' i Afrika.

Antsoina hoe Kôy na Hôy koa izy ireo. Miantso ny tenany toy izany izy ireo (ara-bakiteny hoe "olona dia olona"), hanavahany ny tenany amin' ny Sana mpihaza mpifanolo-bodirindrina aminy, izay nantsoiny hoe Sankôy (Sankhoi).

Vahoaka Kôikôy
Lehikahy hôihôy

Angamba noho ny kitika (famoahana feo mipoaka amin' ny lela) mampiavaka ny fiteny kôisana no nanomezan' ny Afrikanera, izay niteny nerlandey, ny anaram-bositra hoe "Hottentots", noho ny fomba fiteniny izay heverina ho miakanakana.

Ny vehivavy kôikôy fanta-daza indrindra dia i Saartjie Baartman, izay nomena anaram-bositra hoe "Venosy Hôtentôta" ary natao fampisehoana ho an' ireo te hahafanta-javatra.

Tags:

Faritra Atsimo ao AfrikaSana (vahoaka)

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

RamevaAlakaraboFaritany eto MadagasikaraBlaogyFady (malagasy)Anjara asa (fitsipiteny)Fifandraisan-davitraPablo PicassoSorona masinaRégis Rajemisa RaolisonLisitry ny gazety ao MadagasikaraMatoantenyForyw97csFivavahan-drazana malagasyApôkrifan' ny BaibolyTolom-bahoaka tamin' ny 1947Current eventsDagestànaSoisaAratraFampakaram-bady tao KanàSiansa ara-tsôsialyOkrainaFanandroanaAntambahoakaSilamoBokin' i IsaiaWikipedia1911Distrikan'i MaintiranoFanjakan' i Israely (mitambatra)Faritra MelakyRy Tanindrazanay malala ôMasikoroIndiaTodyCaliforniaAhidamboTsimihety2022MaleziaAdy LehibeTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôFahaterahanaAlarobiaFisoronana sy fanalana vintanaFanandroana malagasyAmpongaPetra-kevitra\Lahatra (finoana malagasy)AlahasatyIngosetiaOzbekistànaFiteny taỳMponina eto MadagasikaraRoandaFahefana mpanatanterakaMpamari-toetraArama (faritra)AnaranaFanjakan' ImerinaAntemoroMikeaAdijadyMôsikaoFamonjena1840Fanjakan' AndriamanitraPoaceaeMain Page🡆 More