Vahoaka Isaaka

Ny Isaaka dia foko ao amin' ny vondrom-poko Sômaly.

Anisan' ny foko lehibe ao amin' ny Tandrok' i Afrika izy ireo ary midadasika sy be mponina ny faritra misy azy. Atao hoe Reer Sheekh Isxaaq izy ireo amin' ny teny sômaly, fa بني إسحاق / Banī Isḥāq kosa amin' ny teny arabo.

Araka ny filazan' izy ireo, ny mpanorina an' io foko io dia i Ishaaq bin Ahmed, manam-pahaizana arabo sy mozilmana, izay nandeha tany amin' ny faritra misy an' i Sômalilandy ankehitriny tamin' ny taonjato faha-12 na faha-13 ary naka vehivavy iray avy amin' ny foko Dira (Dir), vehivavy ao amin' ny zana-poko harary (Harari) sady zafikelin' i Aw Barkhadle (araka ny lovantsofina, manam-pahaizana mozilmana sy mpanao dia lavitra avy any Arabia).

Tags:

Fiteny araboFiteny sômalySômaly (vahoaka)Tandrok' i Afrika

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Tolom-bahoaka tamin' ny 19471911AnatôliaOhabolana2001PoaceaeNikôtininaMontanaFiteny kreôly haisianinaFiteny tataraFanahy (kolontsaina malagasy)Ambatolampy Tsimahafotsy31 MartsaDistrikan'i MaintiranoSolombavambahoakaTestamenta VaovaoArama (faritra)Fanjakan' i Israely (mitambatra)Sikidy malagasyTsimihetyRy Tanindrazanay malala ôMpandrindra milinaFitampohaAmontanaFiarakodiaOlombelonaFaritra eto MadagasikaraFivavahana abrahamikaConstantin Stanislavski\2012Tontolo iainanaNôvambraSôlômônaKilamba-KiaxiSakramentaFiteny hindỳJirofoIsaia (mpaminany)Richard I an'i AngleteraTestamenta TalohaLibiaAndriamasinavalonaSinaTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i Kôngôw97csTondra-dranoEtazoniaVolanaTsindrimandry (fivavahana)Kalandrie litorjika katôlika rômaninaAsaFivavahan-drazana malagasyFototenyGnôstisismaHolatraBokin' i DanielaRoman PolanskiFaritra AndroyFamoranaFiteny tiorkaKristianismaBetlehemaAngatra (aretina)Ady Lehibe FaharoaBetsileoEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)Baiboly katôlikaMadagasikaraRanavalona IIIFifohazana Farihimena🡆 More