Vahoaka Dira

Ny Dira na Diry (amin' ny fiteny sômaly: Dir) dia iray amin' ny foko sômaly lehibe indrindra sy malaza indrindra ao amin' ny Tandrok' i Afrika.

Izy ireo koa dia heverina ho ny Sômaly tranainy indrindra nipetraka tao amin' io faritra io. Ahitana azy ireo ny ao Jiboty, ny ao Sômalia, ny ao Etiôpia (faritra Somali, Harar, Dire Dawa, Oromia ary Afar), ary ny avaratra-atsinanana amin' i Kenia (North Eastern Province).

Tags:

EtiôpiaFiteny sômalyJibotỳKeniaSômaliaSômaly (vahoaka)Tandrok' i Afrika

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

OniversiteFanambadianaWiki FoundationAndriamasinavalonaFijyFamoranaThe Coca-Cola CompanySokelaFanambaràna ny hevitry ny nofy1200MandravasarotraSorabe74GovernemantaFehezantenyAsan' ny ApôstôlyBokin' i IsaiaEpistily voalohany ho an' ny KôrintianaFilazantsara araka an' i MarkaFiainana aorian' ny fahafatesanaFanjanahantanyMumbaiAdy Lehibe FaharoaFahaterahanaJShikohabadTwitterRova ManjakamiadanaTantaran' i EtazoniaJodaismaFanahyVoahangyFiteny anglisyAntsirabeFizaràn-taonaAnamalahoDistrikan'i FianarantsoaRosiaFoko folo veryFiteny tsovasaFivavahana eto MadagasikaraEvanjelin' i BarnabàMpiandry tsaraAmalonaBaskin-RobbinsOurenseAurangzebBibyBritaina LehibeGoavy (zavamaniry)Paoly (apôstôly)Murah Andrialalaina FlorlysIowaFiteny antandroyFanonganam-panjakanaBordeauxFanandroana malagasyFacebookFivarotana andevoAntandroyFanahy Masina (kristianisma)Tanindrazana, Fahafahana, FandrosoanaTom KilburnPôlôniaAmbohimahasoaRepoblikan' i Madagasikara (1992-2009)MasikoroFanomezana fiton' ny Fanahy MasinaLahatra (finoana malagasy)FahaleovantenaSiansaFiteny malagasy🡆 More