Vahoaka Gilaky

Ny Gilaky na Gilany dia vahoaka iraniana monina ao amin' ny fatitra avaratra ao Iràna, ao amin' ny faritanin' i Gilan.

Izy ireo no vondrom-poko lehibe ao amin' io faritra avaratr'i Iràna io. Ny Gilaky, miaraka amin' ny Mazandarany, izay akaiky azy, dia ampahan' ny vahoaka kaspiana ihany koa, izay monina ao amin' ny faritra atsimo sy atsimo-atsinanan' ny morontsiraky ny Ranomasina Kaspiana. Miteny gilaky, izay isan' ny fiteny iraniana sady manakaiky ny fiteny mazandarany, ny vahoaka gilaky.

Ny vahoaka gilaky dia tombanana any amin' ny 3 000 000 sy 4 000 000 tamin' ny taona 2006. Manam-pifandraisana akaiky amin' ny Mazandarany sy ny vahoakan' i Kaokazy (Jeôrjiana sy Armeniana ary Azery na Azerbaijaney) koa izy ireo.

Jereo koa

Tags:

Fiteny gilakyFiteny iranianaFiteny mazandaranyIrànaMazandarany (vahoaka)Ranomasina KaspianaVahoaka iraniana

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

RaozyMpandrindra milinaMpampitohy (fitsipiteny)Kabary am-panambadianaFifandraisan-davitraKabary tera-baoAbidy Ara-drafipeo Iraisam-pirenenaAntesaka14 FebroaryDidy FoloFaritra ItasyKanaana (faritra)Sorona masinaBokin' i Ezekiela1989FahasalamanaSinaPraiminisitra malagasyAsombolaFiteny hindỳTontolo iainanaAntankaranaBorondyAdaoroBetlehemaLisitry ny gazety ao MadagasikaraEtazoniaFiangonana Adventista Mitandrina ny Andro FahafitoFiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraFikambanana Skoto eto amin' ny Fiangonana Loterana MalagasyFanjakan' ImerinaJohannes VermeerHasina (zavamaniry)IngosetiaMpampiankina fehezankevitraTambajotraVolana (fotoana)Current eventsTobim-pifohazanaWikipediaAnanaLitorjiaBiôgrafiaFomban-drazanaAntanosyAmpongaFanalana faditraHypertext Markup LanguageBokin' i DanielaTantaran'i MadagasikaraFahaterahanaFivavahana eto MadagasikaraNAntananarivoFiteny tataraAviavySanta-Vinsanta-sy-GrenadinaKalandrie litorjika katôlika rômaninaAntemoroFaritany eto MadagasikaraTodyAndrianaTendryMerinaPaiso (voany)1910FototenyKolontsaina malagasyFanahySoratraSoisaEvekaZanabintana🡆 More