Fitsikerana Lahatsoratra

Ny fisikerana lahatsoratra dia siansa eo am-pihaonan' ny tantara, ny filôlôjia, ny fitsikerana haisoratra ary ny literatiora, izay mandalina ny fampandriana an-tsoratra sy ny toe-javatra nisy ny fampandriana an-tsoratra, ary koa ny lovantsofin' ny lahatsoratra tranainy hatra aty amintsika.

Taranja ao amin' ny fandalinana lahatsoratra izy nefa miavaka amin' ny fitsikeran-doharano (fandalinana hentitra natao mba hahafantarana ny loharano samihafa izay nahafahan' ny mpanoratra nanoratra ny lahatsoratra na, araka ny famaritana mivelatra kokoa, fandinihana loharano, toy ny lahatsoratra, ny tahirin-kevitra an-tsary masina na an-tsoratsokitra).

Antsoina koa hoe "tsikera famerenana amin' ny laoniny" ny tsikera lahasoratra izay hetsika mikendry ny hamerenana indray, araka ny filazana azo avy amin' ny vavolombelona mbola ananana, ​​ny vontoaty voalohan' ny lahatsoratra, endriky ny asasoratra. Ahitana karazana asa roa miavaka izy, dia ny tsikera ivelany sy ny tsikera anatiny.

Jereo koa

Tags:

Fitsikeran-doharanoLiteratioraSary masinaSiansaTantara

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

PrôtestantismaFahasalamanaAfrika AndrefanaHartford, ConnecticutVolana (fotoana)FaditraFokom-pirenen' i LevyPrôtestantisma eto MadagasikaraGanàEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)TsimihetyAndro faranyTontolo iainanaGovernemantaAdy Lehibe FaharoaFokom-pirenen' i SimeônaFokom-pirenen' i IsakaraFiteny malayTenim-pinoanaFiangonana zandrinyBokin'i HenokaATetiandro gregôrianaHavatsa-UPEMRepoblika Demôkratikan' i KôngôKôngô-BrazzavilleTrombaVyJainismaAsaSodànaFahafatesanaHaintanyAndriamasinavalonaFanahy (kolontsaina malagasy)Ronald ReaganZebraFitiavan-tanindrazanaFokom-pirenen' i BenjaminaMenalambaAntokon' ny Kongresin' ny Fahaleovantenan' i MadagasikaraGuangdongDavida (mpanjaka)Fiteny espaniôlaTestamenta TalohaAndriamangariraNosy LonjoAntankaranaFrantsaFanavakavaham-bolon-koditraFady (malagasy)Kolontsaina malagasyAhidamboVoromailalaLoteranismaEmperora CixiFahagaganaFivavahana amin' ny razanaFirenena MikambanaSaolyRadama VoalohanyFitenim-paritra malagasyVanin-tenyFanjanahantanyAndrokaFiteny pôlôneyBenoà XVHaifisaina sy hetsi-poRay aman-drenyFaritra Atsimo-AtsinananaEvanjelisma🡆 More