Fitodika Mpifanao

Ny fitodika mpifanao na fitodika mitoina dia fitodiky ny fehezanteny izay ahitana matoanteny manana endrika manokana tsy mitovy amin' ny an' ny matoantenin' ny mpanao sady misy lazaina izay sady mpanao no zoina na toe-javatra.

Amin' ny fiteny malagasy

Amin' ny fiteny malagasy, ny matoantenin' ny mpifanao dia saika hitovy amin' ny an' ny mpanao nefa ahitana ny tsofoka -if- izay milaza ny fifamalian' ny zavatra ataon' ny olona na zavatra hafa (miisa roa na mihoatra) tondroin' ny lazaina.

Ohatra:

  • Mifampijery maharitra izy roa.
  • Mifampikapa amin' ny antsy ny ankizy.
  • Mifampilako amin' ny fehikibo ny be antitra.

Amin' ny fiteny frantsay

Ny fiteny frantsay dia tsy manana endri-matoanteny hilazana manokana ny fifampitoinana fa mionona amin' ny fampiasana matoanteny mitampody (ahitana mpisolo tena mitovy laharana amin' ny lazaina), izay tsy inona fa ny matoanteny manano ihany. Ampiasaina hanamafisana izany indraindray ny tambinteny hoe réciproquement na mutuellement na ny hoe l'un l'autre, l'une l'autre, les uns les autres, les unes les autres.

Ohatra:

  • Ils s'envoient des cadeaux. ("Mifandefa fanomezana izy ireo").
  • Aimez-vous les uns les autres. ("Mifankatiava ianareo")

Amin' ny fiteny anglisy

Ny fiteny anglisy dia mampiasa matoanteny manano sy ny mpisolo tena mitoina each other na one another.

Ohatra:

  • John and Mary like each other. ("Nifanambady i John sy i Mary")

Jereo koa

Tags:

Fitodika Mpifanao Amin ny fiteny malagasyFitodika Mpifanao Amin ny fiteny frantsayFitodika Mpifanao Amin ny fiteny anglisyFitodika Mpifanao Jereo koaFitodika MpifanaoFehezantenyFitodika (fitsipiteny)Lazaina (fitsipiteny)MatoantenyToe-javatra (fitsipiteny)Zoina

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Rio de Janeiro (tanàna)Malagasy (vahoaka)ItaliaFiangonana Adventista Mitandrina ny Andro FahafitoFanagasianaMôralyOndrySelaAterinetoÔseaniaEkoadôraMpampiana-dalàna1973(101120) 1998 RO53Apôkalipsy kôptan' i PaolyFahaizana mamaky sy manoratraArabia SaoditaFanalana faditraJeanne MoreauSamôaFiteny malagasyVarotraFanambaràna Iraisam-Pirenena momba ny Zon' OlombelonaRanomasimbe PasifikaFifandraisan-davitraParakyHypertext Markup LanguageBootjack, KaliforniaIamblikôsy1923Rosiana (vahoaka)Ny valanaretin'ny coronavirus eto MadagasikaraFasisma1940Noyelles-sur-SelleAntananarivoFitenim-paritra malagasyFaritany eto MadagasikaraÔbadiaAfrika AfovoanyAbbas Ibn FirnasFlavio GiojaVintana (finoan-drazana malagasy)Fiteny fôrmôzanaFaritra SavaFiteny samôrôErwin WurmDox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)DokuWikiZôdiakaFanavaozana prôtestanta(103906) 2000 DJ58Hansel et GretelHabakabakaMayotteTetiandro malagasyTontolo iainanaBokin' i JôbaTorkiaIsa voasainaFototenyHazomangaVavaka dimy fanao isan' andro (silamo)RasendrasoaAsorotanyAurangzebTendrontanyHasina (zavamaniry)🡆 More