Fiteny Aligônkianina

Ilaina tsaraina ny teny diso tsipelina ary koa ireo fehezanteny izay mety ahitana hadisoan-drariteny.

Fiteny Aligônkianina  

Ny fiteny algônkianina dia fianakaviam-piteny any Amerika Avaratra, ampiasain' ny Algônkiana. Heverina fa avy amin' ny fiteny prôtô-aljika avokoa izy ireo, fiteny prôtô amin' ny laharana faharoa namboarina indray avy amin' ny fiteny prôtô-algônkiana ary koa ny fiteny oiôta sy ny fiteny iorôka.

Fiteny Aligônkianina
Mbola ambangovangony  amin'ny resaka teny ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Fiteny Aligônkianina
Faritra misy ny mpiteny algônkianina

Ao anatin' io fianakaviana io no misy ny ankabiazan' ny fiteny aljika (ny sasana dia ny wiyot, yurok any amin' ny tapany avaratra-andrefan' i California. Tokony tsy hafangaro ny fiteny algônkiana sy ny fiteny algônkina, izay iray amin' ireo fiteny algônkiana maro. Talohan' ny fanjanahan' ny Eorôpeana an' i Amerika, ny olona miteny algônkiana dia nonina any amin' ny morontsiraka atsinanan' i Amerika Avaratra ka hatrany amin' ny Tendrombohitra Be Vato.

Fanakilasiana natiny

Fianakavina maro

  • fiteny algônkiana an-tany lemaka
  • fiteny algônkiana ao afovoany
    • cree Manomeha rojo vy aminy:
      • atikamekw
      • innu-aimun (montagnais)
      • naskapi
    • kickapoo
    • menominee
    • mesquakie ; Sauk fox
    • miami
    • potawatomi
    • shawnee
    • ojibway manomeha rojo vy miarakamin'i :
      • chippewwa
      • saulteaux
      • oji-cree
      • odawa (na ottawa)
      • algonquin
  • fiteny algônkiana atsinanana
    • abenaki sy penobscot
    • delaware na lenape
      • unami
      • munsee
    • quiripi
    • powhatan sy nanticoke
    • maliseet-passamaquoddy
    • micmac
    • mohican, mohegan, narragansett, montauk sy wampanoag

Tags:

Fanoroana:Mpitsara tsipelina

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fampianaran-diso (fivavahana)1925Asa AkiraAviavyAlakaosyRaozyMpamari-toetraMatyVolanaVondrona EorôpeanaEtazoniaEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)ISO 4217Fitsarana faranyTsindrimandry (fivavahana)MadagasikaraHabakokaKor'anyRoman PolanskiVictoire Rasoamanarivo14 FebroaryDemôkrasiaAmontanaRadama IIZambiaMôsikaoJôbaApôkrifan' ny BaibolyFahefana mpanatanterakaTambintenyBaraFaritra MelakyMasikoroMediaWiki1840JodaismaOsyTrozonaAntesakaMpisolo (fitsipiteny)Arabia SaoditaTerakaGerd GanteförTantaran' i EtazoniaBokin' ny OhabolanaQIT Madagascar MineralsZanatsoratraDmitri MedvedevRajoelina AndryFiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraMikeaTovaloFitenim-paritra malagasyFamadihanaJapànaAnjara asa (fitsipiteny)Abidy Ara-drafipeo Iraisam-pirenenaConstantin StanislavskiFiteny tamilyFifohazana SoatanànaRepoblika Fahefatra (Madagasikara)ForyBetlehemaHoratio NelsonBokin' i IsaiaDox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)MerinaTetiandro malagasyRasoherinaAmponga🡆 More