Aljika

Ny Aljika dia vahoaka teratany any Amerika Avaratra.

Ny vondrom-poko sy ny foko

I. Wiyot

II. Yurok

III. Teny Algônkiana

    3. Arapaho
    4. Pied-noir
    5. Cheyenne
    6. Cree
    7. Fox
    8. Menominee
    9. Miami-Illinois (†)
    10. Ojibwé
    11. Potawatomi
    12. Shawnee
    A. Algonkina atsinanana
      13. Abenaki atsinanana
      14. Etchemin (†)
      15. "Loup A" (†)
      16. "Loup B" (†)
      17. Mohican (†)
      18. Malesita-passamaquoddy
      19. Massachusett (†)
      20. Micmac
      21. Mohegan-Pequot (†)
      22. Munsee (na Delaware)
      23. Nanticoke (†)
      24. Narragansett (†)
      25. Pamlico (†)
      26. Powhatan (†)
      27. Quiripi-Naugatuck-Unquachog (†)
      28. Shinnecock (†)
      29. Unami (†)
      30. Abenaki andrefana

Fiteny

Ny fianakaviam-piteny aljika dia heverina fa avy amin' ny prôtô-aljika, fiteny prôtô laharana faharoa natsangana avy amin' ny fiteny prôtô-algônkiana ary koa ny fiteny wiyot sy yurok.

Ny ankamaroan' ny fiteny aljika dia ao amin' ny fianakaviam-piteny algônkiana, ampiasaina amin' ny faritra any amin' ny Tendrombohitra Rocky ka hatrany New-England. Ny fiteny aljika hafa dia ny fiteny yurok sy ny fiteny wiyot any amin' ny tapany avaratra-andrefan' i California.

Jereo Koa

Tags:

Amerika Avaratra

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Olombelona1934Fitenim-paritra malagasyAngatra (aretina)86Rajoelina AndrySekolyChris EvansPôlitika eto MadagasikaraPanossasT10Ardèche871Tetiandro iranianaWayback MachineAndriamanitra (finoan-drazana malagasy)SafodranoBrezilaAngatraBaza78Jonathan SwiftNorroisGuiyangLuccianaFiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraArget19131915Fivavahan-drazana malagasyGTantaran' i MadagasikaraTendrontany AvaratraBetsileoArabia SaoditaKambana (fanandroana)Ptôlemaiôsy VII19391910Hubert TardieuDonald BitzerFitsanganan' i Jesoa ho velonaOvyFanekem-pinoana nikeanaFitodika mpamari-toe-javatra1942Jonathan FrakesSolifaraFatranaDanubeFaritra eto Madagasikara854PôlineziaMosavy (finoana malagasy)1951Gazy karbonikaAtenaQuébecEpistily ho an' ny EfesianaJesoaAdaoroSilamoWikibolanaAterineto93PapaFiainanaZômbyHadiryAntankarana19221940🡆 More