Fiteny Aljika

Ilaina tsaraina ny teny diso tsipelina ary koa ireo fehezanteny izay mety ahitana hadisoan-drariteny.

Fiteny Aljika  

Les langues algiques constituent une famille de langues amérindiennes d'Amérique du Nord. On pense qu'elles descendent toutes du proto-algique, une proto-langue du second ordre reconstruite à partir du proto-algonquien ainsi que des langues wiyot et yurok.

Fiteny Aljika
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Fiteny Aljika
Sarintany mampiseho ny faritra iparitahan' ny fiteny aljika

Ny fiteny aljika dia fianakaviam-piteny itambaran' ny fiteny amerindiana teratany any Amerika Avaratra. Heverina fa avy amin' ny prôtpô-aljika avokoa izy ireo, fiteny prôtô amin' ny laharana faharoa natsangana avy amin' ny fiteny prôtô-algônkiana ary koa nipoiran' ny fiteny wiyot sy nyfiteny yurok.

Ny ankamaroan' ny fiteny aljika dia ao amin' ny fianakaviam-piteny algônkiana, ampiasaina amin' ny faritra iray avy any amin' ny Tendrombohitra Rocky ka hatrany New-England. Ny fiteny aljika hafa dia ny fiteny yurok sy ny fiteny wiyot any amin' ny tapany avaratra-andrefan' i California.

Efa teny maty daholo ny teny miami, illinois, etchemin, loup A, loup B, mahican, massachusett, mohegan, pequot, nanticoke, narragansett, pamlico, powhatan, quiripi, naugatuck, unami, unquachog sy shinnecock, ny mpiteny farany ny teny wiyot maty taminy 1962, ny teny afa maty daholo, misy folo sisa ny mpiteny ny teny Yurok

Ny fiteny wiyot, miami, illinois, etchemin, lopa A, lopa B, mahican, massachusetts, mohegan, pequot, anticoke, narragansett, pamlico, powhatan, quiripi, naugatuck, unami, unquachog, ary shinnecock dia efa maty avokoa. Maty tamin' ny taona 1962 ilay mpiteny farany fantatra tamin' ny fiteny wiyot. Atahorana ho faty ny fiteny hafa rehetra. Vitsy noho ny ampolony ny isan' ny mpiteny ny fiteny yurok no inoana fa sisa.

Fiteny ao amin' ny fianakaviana aljika

I. Wiyot

II. Yurok

III. Teny Algônkiana

    3. Arapaho
    4. Pied-noir
    5. Cheyenne
    6. Cri
    7. Fox
    8. Menominee
    9. Miami-Illinois (†)
    10. Ojibwé
    11. Potawatomi
    12. Shawnee
    A. Algonkina atsinanana
      13. Abenaki atsinanana
      14. Etchemin (†)
      15. "Loup A" (†)
      16. "Loup B" (†)
      17. Mohican (†)
      18. Malesita-passamaquoddy
      19. Massachusett (†)
      20. Micmac
      21. Mohegan-Pequot (†)
      22. Munsee (na Delaware)
      23. Nanticoke (†)
      24. Narragansett (†)
      25. Pamlico (†)
      26. Powhatan (†)
      27. Quiripi-Naugatuck-Unquachog (†)
      28. Shinnecock (†)
      29. Unami (†)
      30. Abenaki andrefana

Jereo Koa

Tags:

Fanoroana:Mpitsara tsipelina

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

19721922193419 Aprily.etWashingtonLee Daniel CrockerOmbyAotrisyHaintanyChristopher Dunn1839EHerinandroAfrika Atsinanana6KretaHakitroky ny mponinaEmpira ÔtômànaAlahamadyDidy Folo1909IndiaAndriamasinavalonaWiki CommonsVaringarinaDa LatFirenena BaltaRepoblika Demôkratikan' i KôngôSokajin-teny1650FakaFanagasianaChristian HuygensPôlitika eto MadagasikaraNormandiaFanisana782331930Fangitra ara-jeografiaChristopher McQuarrieFamorana19RanoAziaBokin'ny Olona GoavambeChristophe ColombJōyō kanjiQuébec65Sambatra18938819381914HovaKolontsaina malagasyRosia15 JolayFiteny malagasyOlika voafintina anatyFebroaryAlahasatyNefilimaKing DiamondY41Tanora Malagasy VononaDave AitelHaoayHaikintanaFilazantsara araka an' i MatioFamoronana (finoana sy fedrà)🡆 More