Tanora Gasy Vonona

Ny Tanora Gasy Vonona na Tanora Malagasy Vonona na TGV dia antoko pôlitika ao Madagasikara izay natsangan' ny i Andry Rajoelina talohan' ny fifidianana azy ho ben' ny tanànan' Antananarivo tamin' ny taona 2007.

Ny teny hoe TGV ihany koa dia entina ilazana ny anaram-bositr' Andry Rajoelina, izay anondroana ny fiaran-dalamby haingam-pandeha TGV sy ny toetran-dRajoelina. Eo amin' ny lafiny pôlitika, ny TGV dia nanan-tanjona ny hampiroborobo ny fangaraharan' ny governemanta, ny fampivoarana ny fotodrafitrasa. Izy no tena mpifanandrina tamin' ny Tiako i Madagasikara, ary manana ny maro anisa tao amin' ny Antenimieram-pirenena amin' izao fotoana izao.

Tanora Gasy Vonona
Andry Rajoelina

Jereo koa

Tanora Gasy Vonona 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tsiahy

Tags:

Antoko pôlitika malagasyBen' ny tanànan' AntananarivoRajoelina AndryTiako i Madagasikara

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Mpilalao baolina kitraNosy EuropaAsiriaSolosainaDiôsezin' i Fenoarivo-AtsinananaKansasFanambaràna ny hevitry ny nofyFilazantsara araka an' i MarkaAmpahafolon-karenaAntesakaFampianaran-disoFiteny araboRanavalona III1971Fivavahan-drazana malagasyFiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraMpampiankin-tenyGoogleRivotraRafael MárquezFiarahamonim-pirenenaBootjack, KaliforniaRepoblika Fahefatra (Madagasikara)Mozilla FirefoxIsraelyFiteny japôneyLôndônaCurrent eventsFahafatesanaZanahary (finoan-drazana malagasy)Metairie, LouisianaTontolo iainanaMartin LoteraAurangzebWayback MachineFikambanana Iraisam-pirenena ny FrankôfôniaTsipi-panohizanaParisyAostraliaSamuel RatanyFiraisana ara-nofoFambolenaNofy2008Fiangonana Protestanta Vaovao eto MadagasikaraJeôrjiaSampan-tenyTerakaTwitterRajoelina AndryAngatra (aretina)MatoantenyEskatôlôjia kristianaBokin' ny FitomanianaBibilavaAriaryMpanao gazetyOzbekistànaLitorjiaRepoblikan' i Madagasikara (1992-2009)KôetySakaPlotoAndriamangariraTsimihetyKatôlisisma🡆 More