Andro Fahafito Fiangonan' Andriamanitra

Ny Fiangonan' Andriamanitra (Andro Fahafito) no iantsoana ireo fiangonana kristiana izay mitandrina ny Sabata manomboka amin' ny Zoma hariva hatramin' ny Asabotsy hariva.

Niorina tamin' ny taona 1863 ny voalohany amin' izy ireo. Ireo mpanorina azy dia nisaraka tamin' ny Adventistan' i Ellen G. White tamin' ny taona 1858. Ireo Adventista sisa tamin' izay no lasa Fiangonana Adventista Mitandrina ny Andro Fahafito tamin' ny taona 1863. Atao hoe Church of God (Seventh-Day) izy amin' ny teny anglisy. Isan' ny mampiavaka azy ny tsy finoany ny Trinite.

Andro Fahafito Fiangonan' Andriamanitra

Nivaky roa ny Fiangonan' Andriamanitra (Andro Fahafito) tamin' ny taona 1933 ka ny iray nanana ny foibeny tao Salem any West Virginia sady nitondra ny anarana hoe Church of God (Seventh day) - Salem Conference  fa ny faharoa kosa tao Denver any Colorado sady fantatra amin'ny anarana hoe General Conference of the Church of God (Seventh-Day). Ny Worldwide Church of God dia niendaka avy amin’io. Nitambatra indray izy ireo tamin'ireo taona 1940.

Ny Conférence Général de l'Église de Dieu (Septième Jour) dia vondrona ahitana mpikambana betsaka indrindra nefa misy koa Fiangonan' Andriamanitra (Andro Fahafito) hafa sasany tsy miankina, ka raha ny ao Etazonia dia ahitana vondrona roa vitsy mpikambana, ka ny iray dia manana ny foibeny ao Salem any Virjinia Andrefana fa ny faharoa any Meridian any Idaho.

Jereo koa:

Loharano

Tags:

AsabotsyEllen Gould WhiteFiangonana Adventista Mitandrina ny Andro FahafitoFiteny anglisySabataTriniteZoma

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

TeôlôjiaNashtifanAlexander HamiltonOnyCulver City, KaliforniaFiteny latinaIndôsinaFanasan' ny TompoAndreas DorauShoahAl-Nasa'iFizahàn-tanyFampielezan-kevitraEkaterina IIOniversiteUsain BoltNeptona1989AnalakelyAndriamasinavalonaBogotáMasoandroThe SimpsonsWikipediaToliaraFizikaRené GoscinnyFanambadianaRetsilaCourçayAkemenidaAndro AntenatenanyAsombolaTaom-baovao sinoaFizaràn-taonaKalimantana AndrefanaJava Atsinanana1944OlombelonaJavaVertonVy Vato SakelikaRepoblika Fahefatra (Madagasikara)Angatra (aretina)RepoblikaTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôWikimaniaUrmia (farihy)Adékanmi OlufadéEsenianaFatidraAndriamanitra (tokana)AmbositraWikibolanaSakalavaDisneyBaianópolisBodismaFrantsaDušan BastaAdimizanaHetraMponina eto MadagasikaraAntefasyPaska jiosyAdaoroKleôpatra VIIAdy Lehibe VoalohanyFanasan-tongotra (fivavahana)Fanekem-pinoanaYom KippurPiramida🡆 More