Faritra Vatovavy-Fitovinany

Vatovavy-Fitovinany dia faritra taloha tao atsimo-atsinanana amin' i Madagasikara, ao anatin' ny faritanin' i Fianarantsoa.

Taty aoriana dia nizara ho faritra roa izy, dia ny Faritra Vatovavy sy ny Faritra Fitovinany.

Faritra Vatovavy-Fitovinany
Ny faritra Vatovavy-Fitovinany (mena)

Fitantanana

I Vatovavy-Fitovinany dia nizara distrika enina, izay mitsinjara ho kaominina 122.

Valan-javaboary

  • Ampahan' ny Valan-javaboarin'i Ranomafana

Jereo koa

Faritany sy faritra eto Madagasikara: Faritanin' Antananarivo (Faritra Itasy - Analamanga - Bongolava - Vakinankaratra) - Faritanin' Antsiranana (Faritra Diana - Sava) - Faritanin' i Fianarantsoa (Faritra Atsimo-Atsinanana - Amoron' i Mania - Ihorombe - Matsiatra Ambony - Vatovavy - Fitovinany) - Faritanin' i Mahajanga (Faritra Boeny - Betsiboka - Melaky - Sofia) - Faritanin' i Toamasina (Faritra Alaotra-Mangoro - Analanjirofo - Atsinanana) - Faritanin' i Toliara (Faritra Atsimo-Andrefana - Anosy - Androy - Menabe)

Faritra Vatovavy-Fitovinany 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tags:

Faritanin' i FianarantsoaFaritra FitovinanyFaritra VatovavyFaritra eto MadagasikaraMadagasikara

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

1939KabulSanandajParisy1992Tolom-bahoaka tamin' ny 19471977Foko eto MadagasikaraOhioAnjara (finoana)1892Fanjakana MitambatraPôlitika eto MadagasikaraTetiandro iranianaFiteny bengalySolifara37APortable Document FormatAntandroyAntesakaCalendario ebreoMpampiankinaFakam-panahy1908FamadihanaLoveland, ColoradoAmbohidrabiby61Fiteny tiorkaEjiptaSikidy malagasyMetalyWikibolanaOvyVolana (fotoana)1953Léonard de Vinci1982Krimea1941MerinaAndrianampoinimerinaBarselona1886PosangesTaompoloJodie FosterFiteny malayAdaoroRazana (finoana malagasy)ArintanySeillonnazAndriamangariraTaioànaVoambolanaFiolonana7Fiteny arameanaSoronaHaintany33FFaritra eto MadagasikaraAdy MangatsiakaJodaismaQuébecKabary am-panambadianaSihanakaChristchurch18Mofo atodyOrel Hershiser191835🡆 More