Faritanin' Antsiranana

Ny Faritanin' Antsiranana dia iray amin' ireo faritany enina eto Madagasikara izay manana velarana mirefy 43 406 km2.

Misy mponina 1 465 606 izy tamin' ny taona 2011. Eo amin' ny 34 mp/km2 I ny hakitroky ny mponina. I Antsiranana na Diego-Suarez ny renivohiny.

Faritanin' Antsiranana
Faritanin' Antsiranana ao avaratr' i Madagasikara

Tsy vondrom-paritra itsinjaram-pahefana ny faritany taorian' ny fanavaozana ny Lalàmpanorenana tamin' ny Avrily 2007 izay nametraka ny faritra nefa naverina ny maha vondrom-paritra itsinjaram-pahefana azy tamin' ny Lalàmpanorenan' ny taona 2010 na dia tsy nohajaina aza izany. Misy faritra roa ny ao amin' ny Faritanin' Antsiranana, dia ny Faritra Diana sy ny Faritra Sava.

Faritanin' Antsiranana
Faitra sy distrika ao amn' ny Faritanin' Antsiranana

Misy distrika sivy ny ao amin' io faritany io izay mitsinjara amin' ireo faritra roa ireo toy izao: ao amin' ny faritra Diana no misy ny distrikan' Ambanja, Ambilobe, Antsiranana I, Antsiranana II, ary Nosy Be; ao amin' ny faritra Sava no ahitana ny distrikan' Andapa, Antalaha, Sambava ary Vohimarina.

Ny faritra sy ny distrika ao amin' ny faritanin' Antsitranana

Misy distrika sivy ny ao amin' io faritany io izay mitsinjara amin' amin' ny faritra Diana sy ny faritra Sava.

Faritanin' Antsiranana 
Distrika ao amin' ny Faritanin' Antsiranana

Faritra Diana

Ny Faritra Diana dia ahitana ireto distrika manaraka ireto:

Faritra Sava

Ny Faritra Sava dia ahitana ireto distrika manaraka ireto:

Jereo koa

Faritany eto Madagasikara:

Rohy ivelany

Lahatsoratra samihafa

Didy aman-dalàna

Tags:

Faritanin' Antsiranana Ny faritra sy ny distrika ao amin ny faritanin AntsitrananaFaritanin' Antsiranana Jereo koaFaritanin' Antsiranana Rohy ivelanyFaritanin' AntsirananaAntsirananaFaritany eto MadagasikaraMadagasikara

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fiteny maanianyFrank ZappaWayback MachineTamotamoFiteny espaniôlaFanekem-pinoanaKameronaZafimaniryFiteny malayFahagaganaAbidy latinaSodànaLoka NobelAmbaliha (Ambanja)Isaia (mpaminany)Rafi-pitantanam-piangonanaFahavaratraPentekôstaNizeriàFanafodyElamaTanyDavida (mpanjaka)Baiboly2 DesambraFiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraAfoIslandyAterinetoMasoandroBokin' ny GenesisyMpisolo (fitsipiteny)Andro faranyBokin' i EzekielaFanahy (kolontsaina malagasy)SilamoZafisoroAsa AkiraSiméon RajaonaPôlitika eto MadagasikaraWiki CommonsFanavakavaham-bolon-koditraRanavalona IAlarobiaSambatraMpampiankina fehezankevitraKaody baraRafitra kôneksiônalyFiainana ara-panahyVoanihoVeliranoTantaran' i MadagasikaraFifandimbiasana apôstôlikaWiki FoundationFanahy MasinaFisoronana sy fanalana vintana1997IndôneziaTantaran' i EtazoniaAlohotsyMarc RavalomananaMosavy (finoana malagasy)Abidy ara-drafipeo iraisam-pirenenaFivarotana andevoFiteny malagasyFokom-pirenen' i Israely2015Fiangonana zandrinyFilipinaSômalia🡆 More