Central Intelligence Agency

Ny Central Intelligence Agency (CIA), izay naorina tamin' ny alalan' ny National Security Act tamin' ny taona 1947, dia iray amin' ny sampam-pitsikilovana malaza indrindra any Etazonia.

Izy no tompon' andraikitra amin' ny fahazoana onon-draha (indrindra amin' ny alalan' ny fitsikilovana) sy ny ankamaroan' ny asa atao an-tsokosoko ivelan' ny fizaran-tany amerikana. Ny CIA dia manana sata ara-dalàna ho sampandraharaha tsy miankina amin' ny governemantan' i Etazonia ary manao tatitra amin' ny Talen' ny onon-draham-pirenena ( anglisy: Director of National Intelligence).

Central Intelligence Agency
Sainan' ny Central Intelligence Agency

Tags:

Etazonia

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

HabakabakaMark JerrumTovaloAndriamanitra (tokana)MatoantenyTodyTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôRégis Rajemisa RaolisonFomban-drazanaIndôneziaFampianaran-diso (fivavahana)Fiangonana Loterana MalagasyLes PaulTambintenyAdaloTambajotraFifohazana (kristianisma malagasy)Fanandroana malagasyLitorjiaFiteny betsileoJôbaLisitry ny gazety ao MadagasikaraMpampiankinaVintana (finoan-drazana malagasy)SoratraAntemoroPaositra MalagasyAsorotanyMeyFirenena MikambanaTorkiaFihavananaRoman PolanskiFiangonan' i Jesoa Kristy ho an' ny Olomasin' ny Andro FaranySadoseoGoogleRavelonjanaharyBetsimisarakaHypertext Markup LanguageKabaryFiteny malagasyRepoblika Fahefatra (Madagasikara)Pôlitika eto MadagasikaraVorombolaLalitraZanatsoratraFransiskaninaVoronaHelsinkiFiteny taỳParadisa (silamo)AndriamasinavalonaOlombelonaForyAhidamboFikambanana Skoto eto amin' ny Fiangonana Loterana MalagasyAterinetoAsa AkiraSorona masinaMpisolo (fitsipiteny)NôvambraFototeny1968FanjanahantanyTantaran'i MadagasikaraFaritanin' AntananarivoBrexitBokin' ny SalamoJerosalemaMpampitohy (fitsipiteny)849Horatio NelsonTsikafonkafombazahaAsaHabakokaLe Bouscat🡆 More