Benoà Xvi

Ny Papa Benoà XVI na Joseph Aloisius Ratzinger, teraka tao Marktl (Alemaina) ny 16 Aprily 1927, dia pretra alemàna, eveka, arseveka, kardinaly izay voafidin'ny Fiangonana katolika romana ho papa ny 19 Aprily 2005.

Nifidy ny anarana hoe Benoa XVI (latina: Benedictus XVI; alemàna: Benedikt XVI; Italiana: Benedetto XVI; frantsay: Benoît XVI; anglisy: Benedict XVI) izy tamin'io daty io.

Benoà Xvi
Benoà Xvi

Jereo koa

Tags:

AlemainaArsevekaEvekaFiangonana katolika romanaKardinalyPapaPretra

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fanambaràna Iraisam-Pirenena momba ny Zon' OlombelonaAmpongaTolom-bahoaka tamin' ny 1947Roman PolanskiSanta-Vinsanta-sy-GrenadinaFiangonana Loterana Malagasy NohavaozinaJirofoOraTsirintenyAngleteraFiraisana ara-nofoGaliaBetlehemaFanalana faditraMassachusettsMadagasikaraAndrianaFomban-drazanaAngatra (aretina)Petra-kevitraÔseaniaOsySoratraRoandaSandam-bolaAdaoroAterinetoArmeniaBlaogyHasina (zavamaniry)JôbaJean-Joseph RabeariveloAnatôliaFady (malagasy)FamoranaTantaraAntankaranaAsa AkiraNjakatianaFirenena MikambanaTsirinteny sara-droaAnanaAdijadyMontanaIngosetiaQIT Madagascar MineralsFifohazana SoatanànaMpisolo (fitsipiteny)HabakabakaFaritra MelakyMerinaSolombavambahoakaElliot ShevelVolana (fotoana)Dagestàna2001John DaltonGerd GanteförHavatsa-UPEMKristianinaAratraSampan-tenyFanjanahantanyFrantsa1911TerakaEzraRadama IIFiarahamonina🡆 More