Antoine De Padoue

I Fernando Martins de Bulhões dia pretra fransiskana (katôlika), mpampianatra foto-pampianarana ara-panahy, mpitoriteny fanta-daza ary mpanao fahagagana, izay nasandratra ho olomasina tamin' ny taona 1232, roa taona latsaka taorian' ny fahafatesany, dia nambara ho mpampianatry ny Fiangonana (latina: doctor ecclesiae) tamin' ny taona 1946.

Antoine De Padoue
Antonio di Padova sy i Jesoa zazakely

Teraka tamin' ny 15 Aogositra 1195 tao Lisboa (Pôrtogaly), izy ary maty tamin' ny 13 Jona 1231 tao akaikin' i Padova (Padoue amin' ny teny frantsay) any Italia. Ao amin' ny litorjia dia tsarovana isaky ny 13 Jona ary hajaina amin' ny anarana hoe Antonio di Padova (amin' ny teny italiana) na hoe Antoine de Padoue (amin' ny teny frantsay) na António de Lisboa (amin' ny teny pôrtogey).

Tags:

Fiteny latinaKatôlisismaMpampianatry ny FiangonanaPretra

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Sampy (malagasy)Hypertext Markup LanguageIsraelyAfrika AfovoanyFiloham-pirenena sy mpanjakan'i MadagasikaraDokuWikiAllemant, MarneVirijiny (antokon-kintana)Ady Lehibe VoalohanyAbidy Ara-drafipeo Iraisam-pirenena25 MartsaMarko AorelioPiFidel CastroLuca ToniGranges-sur-AubeSina (lohateny mitovy anarana)AntiziônismaCarentanZivaTantaraTeôlôjia dôgmatikaEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)TsinyThe BeatlesPaul GascoigneOkmulgee, OklahomaGdańskOmbiasaHasina (zavamaniry)KatôlisismaAsiriana (vahoaka)MiaramilaKarim BenzemaFoko eto MadagasikaraJapànaOdyAl-TirmidhiHoratio NelsonAndreas DorauIndôsinaFiteny japôneyFiteny litoanianinaFilazantsara araka an' i MarkaAndro fankalazana ao amin' ny jodaismaFitaovam-piadianaHetraEugene, OregonFanekem-pinoana apôstôlikaMpisolo toerana (fitsipiteny)Marumsco, VirginiaSiramamySahih MuslimOhabolanaGorontaloDarko LazovićAC/DCSunan ibn MajahKalimantana AndrefanaMike CoughlanBiôgrafiaGrisia TalohaAlakaraboAndrianaJava AtsinananaFanambaràna ny hevitry ny nofyAnalakelyAuburn, AlabamaMadonnaFizikaPiramida🡆 More