William Tyndale

I William Tyndale na Tindale dia Prôtestanta anglisy izay fantatra tamin' ny alalan' ny maha mpandika teny voalohany ny Testamenta Vaovao avy amin' ny fiteny grika ho amin' ny fiteny anglisy antenatenany, izay fiteny notenenin' ny olona tamin' ny fotoan' androny.

Teraka tao Gloucestershire tamin' ny taona 1494 izy ary maty nokendaina tamin' ny 6 Ôktôbra 1536 tao Vilvorde. Manampahaizana namirapiratra i Tyndale, izay niteny hebreo sy grika sy espaniôla sy anglisy ary frantsay izay voalaza fa noteneniny sahala amin' ny fiteny nitaizana azy. Nisy akony lehibe teo amin' ny fivoaran' i Angletera ara-pivavahana tamin' ny taonjato faha-16 sy teo amin' ny fiteny anglisy ny fandikan-teny nataony amin' ny Baiboly.

William Tyndale
I William Tyndale

Tags:

AngleteraBaibolyFiteny anglisyFiteny espaniôlaFiteny frantsayFiteny grikaFiteny hebreoProtestantismaTestamenta Vaovao

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

LibiaAmontanaDokuWikiMeivazyLambo diaAlakaraboWilliam III an'i AngleteraLes PaulZanahary (finoan-drazana malagasy)Lisitry ny gazety ao MadagasikaraAterinetoTantaran' i MadagasikaraMontanaFanekem-pinoana apôstôlikaPoaceaeWayback MachineBetlehemaQIT Madagascar MineralsSinaCaliforniaRaki-pahalalanaFanambadianaAdaoroPaositra MalagasyJohn DaltonMpamari-toetraRamevaGerd GanteförSanta-Vinsanta-sy-GrenadinaFaritra eto MadagasikaraGoogleOhabolanaAbidy Ara-drafipeo Iraisam-pirenenaMaleziaRadama IIJesoaKazakstànaAlahamadyAsabotsyAostraliaFotoanaHasina (zavamaniry)AmerikaMikeaTsindrimandry (fivavahana)TenerifeNazaretaKristianisma eto MadagasikaraAntanosyHelsinkiEvekaJôbaLanitra (finoana)MasikoroMpampitohy teny2012KristianismaISO 4217Mpampiankina fehezankevitraEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)AhidamboTestamenta VaovaoSakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaVintana (finoan-drazana malagasy)1911KongonaGovernemantaPraiminisitra malagasy🡆 More